Litera F
Fitaboroahana: (taboroaka) a.: Fivoahana ambadiky ny lava-ka.
tohiny
Fitaboroaka: (taboroaka) a.: Toetran'ny zavatra mitaboroaka, mivoaka any ambadiky ny lavaka.
tohiny
Fitaborobahana: (taborobaka) a.: Fahagorobahana.
tohiny
Fitaborobaka: (taborobaka) a,: Toetran'ny zavatra mitaborobaka, gorobaka, loaka tanteraka.
tohiny
Fitabotetahana: (tabotetaka) a.: Fipetrahan-javatra mitabotetaka, izany hoe mifotetaka amin'ny fanambaniny.
tohiny
Fitabotetaka: (tabotetaka) a.: Toetran'ny zavatra mitaboretaka, izany hoe mipetraka mifotetaka, tsy miarina tsara…tohiny
Fitadiavana: (tady) a.: Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.…tohiny
Fitadidiana: (tadidy) a.: Fahatsiarovana.
tohiny
Fitadidy: (tadidy) a.: Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vona kely ny lambany: izany no fitadidin' ny…tohiny
Fitady: (tady) a.: Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!…tohiny
Fitafa: (tafa) a.: Fomba entina mitafa, izany hoe miresaka lavareny toa entina mandany andro.
tohiny
Fitafasiriana: (tafasiry) a.: Fanaovana tafasiry na resaka mahasoa, firesahana mahasoa.
tohiny
Fitafasiry: (tafasiry) a.: Fomba entina mitafasiry na manao resaka mahasoa.
tohiny
Fitafiana: (tafy) a.: Fitondrana lamba handrakofana ny te-na: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitorY…tohiny
Fitafiiafy: (tafitafy) a.: Toetran'ny varavarana mitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany…tohiny
Fitafitafiana: (tafitafy) a,: Fivohan'ny varavarana mivoha sasaka.
tohiny
Fitafoahana: (tafoaka) a.: Fahafenoana be loatra ka mihoa-pefy; famorivoriana, fandroatana, fisafoahana.
tohiny