Litera F
Fisonaninana: (sonanina) a.: Fipetrahana milamina ary amim-pahamendrehana.
tohiny
Fisonasona: (sonasona) a.: Toetran'ny vavorona misonasona, misokatra be, misokasoka.
tohiny
Fisondretahana: (sondretaka) a.: Fipetrahana miboretaka, fitsivetrahana.
tohiny
Fisondretaka: (sondretaka) a.: Fomban'ny olona misondretaka, mipetraka miboretaka, mitslvetraka.
tohiny
Fisondrotana: na Fisondrotra (sondrotra) a,: Fiakarana ambony, fisavoanana: Jereo ny fisondrotr'iry aroplanina. 1…tohiny
Fisondrotra: (sondrotra) a,: Fomba entina misondrotra, miakatra ambony, misavoana, na mitombo, miakatra voninahitra…tohiny
Fisonenehana: (sonenika) a.: Fandihizana misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy ara-dalàna tsara: Endre…tohiny
Fisonenika: (sonenika) a.:Fornba entina misonenika na mandihy misosa moramora, milamina sy ara-dalàna.
tohiny
Fisongadina: (songadina) a.: Toetran'ny zavatra na olona misongadina na miavaka tsara, mivongady.
tohiny
Fisongadinana: (songadina) a.: Fiavahana tsara, fivongadinana: Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny…tohiny
Fisononohana: na Fisononoka (sononoka) a.: Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny…tohiny
Fisononoka: (sononoka) a,: Toetran'ny zavatra misononoka, mandeha moramora tsy misy miantsambotsambotra, mizotra…tohiny
Fisoratana: (soratra) a.: Fanoratan a ny anarana: Amin'ny talata no faron'ny fisoratana amin'ny fanadinana. 1 Fandatsahana…tohiny
Fisoritana: (soritra) a.: Fitspika manavaka: Tsy hita mazaua ny fisoritan'ny tanimbolinareo izany.
tohiny
Fisorohana: (soroka) a.: Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony:Tsy dia…tohiny