Litera F
Fisinganana: (singana) a.: Fandehanana irery, fiavahana amin'ny maro.
tohiny
Fisingorana: (singotra) a.: Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.…tohiny
Fisingotra: (singotra) a.: Toetran'izay tratra na voan'ny tadivavarana.
tohiny
Fisintahana: (sintaka) a.: Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny uehivavy no manao fisintahana fa tsy…tohiny
Fisintaka: (sintaka) a: Fomban' ny vehivavy misintaka, miala ny tokantrano, misaraka amin'ny vadiny.
tohiny
Fisintonana: (sintona) a.: Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana. ? Fihenana:…tohiny
Fisiontsiona: (siontsiona) a.: Fomban'ny olona misiontsiona, mivezivezy ats? sy ar?, mihataka somary menamenatra fa…tohiny
Fisiontsionana: (siontsiona) a.: Fivezivezena ats? sy ary;fandehanana somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina.…tohiny
Fisisika: (sisika) a.: Fomba entina misisika na mitsofoka amim-pahakingana. ? Karazam-piravaka paingorina amin'ny…tohiny
Fisitaonina: (fr. feston) a.: Haingon'akanjo amboradara misy kinifinifiny mivolantsinana.
tohiny
Fisitisitiana: (sitisity) a.: Fandehanana mitikintikina, famindrana feno hakevohana.
tohiny
Fisitisity: (sitisity) a.: Toetran' ny olona misitisity, mande-ha mitikintikina, mamindra feno hakevohana. 1 Fandehanana…tohiny
Fisitrahana: (sitraka) a.: Fihaikana, fihantsiana ady.
tohiny
Fisitraka: (sitraka) a.: Fomba entina misitraka, izany hoe mihantsy ady amin'ny fitenenana hoe "sitraka".
tohiny
Fisitrihana: (sitrika) a,: Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny…tohiny