Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisaotra: (saotra) a,: Fomba entina misaotra, mankasitraka. tohiny
Fisarangaranga: (sarangaranga) a.: Toetran'ny vehivavy misarangaranga na mahatsiaro marary fa efa mby ho teraka. tohiny
Fisarangotana: (sarangotra) a.: Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana…tohiny
Fisarangotra: (sarangotra) a.: Fomba entina misarangotra, na mamikitra mafy amin-javatra na amin'olona noho ny tahotra…tohiny
Fisarebahana: (sarebaka) a.: Fitafiana lamba izay arefarefa amin'ny tany. tohiny
Fisarebaka: (sarebaka) a,: Fitondrana akanio mirebareba na lamba mitaritarika: Mampihomehy ny mahita ny fisarebah'iretsy…tohiny
Fisariaka: (sariaka) a.: Fomba entina misariaka na miseho falifaly, miramirana. tohiny
Fisarigengena: (sangaingy) a.: Fifanongoavan-javatra miavosa, antontany. tohiny
Fisarihana: (sarika) a,: Fisintonana: Ringa erq ny mpanjono amin'ny fisarihana ny harato. • Fandroritana, fitarihana:…tohiny
Fisarika: (sarika) a.: Fomba entina misarika na manintona, mitarika mandroritra. tohiny
Fisaritahana: (saritaka) a.: Fikorontanana: Fisaritahana re izany teo an-tsena tamin' ilay rotaka farany iny! • Fisafotofotoana:…tohiny
Fisaritaka: (saritaka) a.: Toetran'ny zavatra misaritaka na mikorontana, misafotofoto, mifaningotsingotra. tohiny
Fisarona: (sarona) a,: Toetran' ny zavatra misarona; mirakotra. tohiny
Fisaronana: (sarona) a,: Fiafenana, firakofana ao anaty...: Taloha didy mihitsy tamin' ny tany sasantsasany ny fisaronan'ny…tohiny
Fisarongatana: (sarongatra) a,: Fitroarana amim-pahatairana tsy azo tonena, fitroarana amin-katezerana. tohiny
Fisarongatra: (sarongatra) a.: Fomba na toetran'ny olona misarongatra, mitroatra amim-pahata¢ana tsy azo tonena, mitroatran-katezerana.…tohiny
Fisaroro: (saroro) a.: Toetran' ny olona misaroro, izany hoe manangoly na mody adala. tohiny
Fisaroroana: (saroro) a.: Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan'ny namany izy ka la-sa niara-dratsy aminy. ~ Fodiana…tohiny
Fisasa: (sasa) a.: Fomba entina misasa, midio. tohiny
Fisasahana: (sasaka) a.: Fizaranjavatra roa mitovy: Amin'ny fisasahan'ny taona, maous, tsara ny halavan'ny andro…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0442