Litera F
Fisahanana: (sahana) a.: Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha ma-ro miaraka: Mbola iderako anao…tohiny
Fisahatoana: (sahato) a.: Fanozonana; fiozonana. 1 M.h.: Fanozonana, fanompana, fitsitsihana, fisarikoana, fisahiana.…tohiny
Fisahina: (fisaka) mt,ih. (fisaho): Atao tonga fisaka: Mbola fisaho ihany ity hazo it9 fa mbola matevina.
tohiny
Fisahirana: (sahirana) a.: Fomban'ny olona misahirana.
tohiny
Fisahiranana: (sahirana) a.: Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria…tohiny
Fisahotahana: (sahotaka)a,:Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo,…tohiny
Fisahotaka: (sahotaka) a.:Fomban'ny olona misahotaka, na taitaitra sy misavoritaka.
tohiny
Fisainana: (raina) a.: Fieritreretana: Trano fisainana, 1 Fiheverana: Araka ny fisainan'ny maro, ny asa tanana…tohiny
Fisaingena: (saingy) a,: Fitandremana, fikajiana. fitandrovana ny voninahitra, ny hajan'ny tena.
tohiny