Litera F
Fiosanosana: (osanosana) a.: Fomban'ny olona miosanosana, izany hoe mihinana mamosibosika aoka izany.
tohiny
Fiosanosanana: (osanosana) a.: Fihinanana mamosibosika aoka izany, mandrepodrepoka, mandrapadrapaka.
tohiny
Fiotinotina: (otinotina) a.: Fomban'ny zavatra miotinotina, mihozongozona, mihetsiketsika.
tohiny
Fiotinotinana: (otinotina) a.: Fihozongozonana, fihetsiketsehana.
tohiny
Fiotrehana: (otrfka) a.: Fipetrahana amin'ny toerana ma-fana mba ho masaka; Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny…tohiny
Fiotrika: (otrika) a.: Toetran' ny zavatra miotrika, lzany hoe apetraka elaela amin'ny toerana iray mba ho masaka.…tohiny
Fiovana: (ova) a.: Fanjariana ho hafa, fiofoan; Ny fiouan' ny gamoina ho lolo. ~ Fihatsarana na fiharatsiana:…tohiny
Fiovoka: (ovoka) a.: Fomban' ny zavatra miovoka, izany hoe miala amin'izay niraiketany, miempaka.
tohiny
Fiozona: (ozona) o.: Fomba entina miozona, izany hoe miantso loza ho an'ny tena raha toa ka mivadika amin' ny…tohiny
Fipahimpahina: (pahina) a.: Ny toetran'ny maso mahita manjavozavo.
tohiny