Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikeninkenina: (keninkenina) a.: Fomba entina mikeninkenina, izany hoe misahana raharaha maso madinidinika. tohiny
Fikenona: (kenona) a.: Fisahiranana manketsy mankeroa. tohiny
Fikenonkenona: (kenonkenona) a.: Fomba entina mikenonkenona, fomban'ny olona mikenonkenona, izany hoe mikarakara ny…tohiny
Fikenonkenonana: (kenonkenona) a.: Fikarakarana ny raharaha madinidinika ao antokantrano; fisahiranana manketsy mankeroa.…tohiny
Fikentsona: (kentsona) a.: Fomban'ny olona mikentsona, na miteny an'orona. tohiny
Fikentsonana: (kentsona) a.: Fitenenana amin'ny fomba kentsona na an'orona. tohiny
Fikeokeohana: (keokeoka) a.: Famoahana feo amin'ny fikepokepohan'ny nify zavatra. tohiny
Fikeokeoka: (keokeoka) a.: Fomban'ny nify mikeokeoka, na mikepokepoka zavatra. tohiny
Fikepakepahana: (kepakepaka) a.: Fihofahofana, fihetsiketsehana. tohiny
Fikepakepaka: (kepakepaka) a.: Fomba fihofahofa, fihetsiketsika. tohiny
Fikepikepehana: (kepika) a.: Fisavilivfliana. tohiny
Fikepikepika: (kepika) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikepikepika, na misavilivily. tohiny
Fikepohana: (kepoka) a.: Fitsakoana zavatra mafimafy ka heno ny feo aterak'izany; fandanilaniana foana. tohiny
Fikepoka: (kepoka) a.: Fomba entina mikepoka. ? p.t.: A-zo akepoka, lanilanina foana. tohiny
Fikesona: (kesona) a,: Toetran'ny olona misavorovoro, maloto, mihosina amin'ny loto. tohiny
Fikesonana: (kesona) a.: Fisavorovoroana, fahalotoana, fihosinkosenana amin'ny loto. tohiny
Fiketaketa: (ketaketa) a.: Fomban'ny zaza mitomany lava. tohiny
Fiketaketana: (ketaketa) a.: Fitomaniana lava, fikonetahandava. tohiny
Fiketohana: (ketoko) a.: Jar. Fanetohana. tohiny
Fiketoka: (ketoko) a,: Jer, Fanetoka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0838