Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihopaka: (hopaka) a.: Fomba ihofahofana. tohiny
Fihorahana: (horaka) a.: Fihobiana,fiderana;fanakorana, tohiny
Fihoraka: (horaka) a.: Fomba entina midera, manakora, tohiny
Fihorehana: (horika) a.: Figagana, fitalanjoana: Akory ny fihorehan'ny uahoaka ny lahateniny! tohiny
Fihoriahana: (horiaka) a,: Fihevingevina na fipararetra noho ny tahotra na ny rikoriko. tohiny
Fihorika: (horika) a,: Fomba entina mihorika, migaga, mitalanjona. tohiny
Fihoripihana: (horipika) a.: Firontona hiala, noho ny tsY fitiavana na hasosorana. tohiny
Fihoripika: (horipika) a.: Fomba firontona hiala. tohiny
Fihorohoro: (horohoro) a.: Fomba fangovitana, fitebitebena. tohiny
Fihorohoroana: (horohoro) a.: Fihovotrovotana, fitebitebena izaitsizy. tohiny
Fihorona: (horona) a.: Toetran'ny zavatra mihorona, mivoromborona, miforitra mihoronkorona: Fihoron'ny hodi-doha.…tohiny
Fihoronana: (horona) a.: Fivoromboronana, fiforetana. tohiny
Fihosenana: (hosina) a.: Fifotetahana, fitavonana: Fihosenana omin'n? fotaka. tohiny
Fihosina: (hosina) a.: Fomba entina mihosina, mifotetaka, mitavona. tohiny
Fihota: (hota) a.: Fomba fanao rehefa mihota, izany hoe mitsakotsako zavatra hakana tsirony fotsiny fa aloa…tohiny
Fihotakotahana: (hotakotaka) a.: Fihetsiketsehan'olona maro noho ny fanahiana loza mananontanona na mampitebiteby. tohiny
Fihotakotaka: (hotakotaka) a.: Toetran'olona maro mihetslketsika noho ny fanahiana loza mananontanona na mampitebiteby.…tohiny
Fihotana: (hota) a.: Fitsakoana hanina, izay akana ny tsirony fotsiny fa aloa indray rahefa avy eo. tohiny
Fihoto: (hoto) a.: Fomba entina mandroaka. tohiny
Fihotoana: (hoto) a.: Fandroahana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.025