Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihezahezana: (hezaheza) a,: Fijoroana, fitsanganana misalasala tsy mandroso tsy mi-hem otra. tohiny
Fihiaka: (hiaka) a.: Fomba entina mihiaka, na mihaika, mihantsy ady. •Voromahery. tohiny
Fihibohana: (hiboka) a.: Fihidiana ao amin'ny toerana iray; fijanonana maharitra, fifantsihana amin'ny asa. tohiny
Fihiboka: (hiboka) a.: Fomba entina mihiboka, na mihidy ao amin'ny toerana iray, tohiny
Fihidiana: (hidy) a.: Fotoana na andro mampihidy ny trano, vavahady, lalana...: Misy fanamboarana hatao ka hateloana…tohiny
Fihidy: (hidy) a.: Toetran'ny trano mihidy. tohiny
Fihifihana: (hifika) a: Fialana, fandavana ka mampihetsiketsika ny loha. tohiny
Fihifihiana: (fihifihy) a.: Fangovitana, fihararetana, fahakepohan. tohiny
Fihifihy: a.: Fangovitana noho ny hatsiaka, fiampifiana no-ho ny tahotra, fllrararetan fa tandindomin-doza, fahakepahana,…tohiny
Fihifika: (hifika) a.: Fomba entina mihifika, na manozongozon-doha. tohiny
Fihiforana: (hifotra) a.: Fahafenoana, fahatampenana, fahatsentsenana: Tsy azo asiana kavina ny sofinao noho ny…tohiny
Fihifotra: (hifotra) a.: Toetran' ny zavatra mihifotra, feno, tampina. tohiny
Fihihirana: (hihitra) a,: Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany ooalohany tamin'ny…tohiny
Fihihitra: (hihitra) a.: Toetra maharitra, miaritra. tohiny
Fihika: (hika) a: Toetran'ny olona mihika, ny olona voahidy ao amin'ny trano iray. tohiny
Fihikana: (hika) a.: Fihizinana ao anaty...; fahakendana. tohiny
Fihilana: (hilana) a.: Fomba fironana, fitongilanana. tohiny
Fihilanana: (hilana) a.: Firaikana, fironana, fitongilanana: Amin'ny iray sy sasany dia hita ny fihilanan'ny masoandro.…tohiny
Fihilontrilona: (hilontrilona) a.: Ny fanjelanjelatry ny zavatra ixay. tohiny
Fihimohana: (himoka) a.: Fanakombonana ny vava tsy hihomehy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0667