Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanapahana: (tapaka) a. : Fizarana (zavatra) roa misaxaka tsara Fanapahana mofo. ? Fiatoana, fijanonana : Tsy nitohy…tohiny
Fanapaingo: (paingo) a, : Fomba entina manapaingo, mamatotra, managadra. tohiny
Fanapaingoana: (paingo) a Fanagadrana, famatorana. tohiny
Fanapaingorana: (paingotra) a: Fitanana amin'ny paingotra. tohiny
Fanapaingotra: (paingotra) a Fomba entina manapaingotra. ? p.& : Azo paingorin, tohiny
Fanapaka: (tapaka) a. : Fomba entina manapaka, mandidy, manito. ? p,t. : Azo tapahina : Tsy fanpaka ny heuitra…tohiny
Fanapararatana: (pararatra) a. : Fanidinana atao mitete betsaka. tohiny
Fanapararatra: (paroratra) a. : Fomba entina manapararatra, manidina atao mitete betsaka. tohiny
Fanapararetana: (pararetra) a. : Fampangovitana izaitsizy. tohiny
Fanapararetra: (pararetra) a. : Fomba entina manapararetra, mampangovitra izaitsizy. tohiny
Fanaparasahana: (porasaka) a. Fanaparitahana, fanelezana; fampisehoana miharihary taY misy miafin, tohiny
Fanaparasaka: (parasaka) a. : Fomba entina manaparasaka, manaparitaka, manely. ? P. t. : Azo aparasaka. tohiny
Fanapariahana: (pariaka) o. : Fanaparitahana, fanahafana. tohiny
Fanapariaka: (pariaka)a: Fomba entina manapariaka, manaparitaka. tohiny
Fanapariritana: (pariritra) a : Fanafantsitsirana. tohiny
Fanapariritra: (pariritra) a : Fomba entina manapariritra, manfantsitsitra, ? p, t, : Azo apariritra. tohiny
Fanaparitahana: (paritaka) a. : Fanelezana tsisy kototony, tsy amin'ny toerana iray. tohiny
Fanaparitaka: (paritaka) a. Fomba entina manaparitaka, manely tsy misy kitotony. ? p. t, : Azo aparitaka, tokony haparitaka…tohiny
Fanapasaka: (pasaka) a. : Foinba entina manapasaka, mamakivaky mba ho potipotika kely maro. tohiny
Fanapatrapatrahana: (patrapatraka) a. : Fanjerana vonganjavatra vaventiventy na vongan-drano mitete mahalankalana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159