Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fotafota: a.: Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin'ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin'ny…tohiny
Fotafotaina: (fotafota) mt. ih. (fotafotao): Lotoina, fotetahana. tohiny
Fotahina: (fotaka) mt. ih. (fotahy): Be fotaka, fetahana fotaka. tohiny
Fotaka: a.: Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama. ¶ M.h.: Dilatra: tsara homarihina anefa…tohiny
Fotetahana: na Fotetahina (fotetaka) mt. ih. (fotetaho): Takosenana fotaka na zavatra malemy tahaka ny fotaka. tohiny
Fotetaka: a.: Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin'ny tena. 1 Zavatra mitsiranorano raraka amin'ny…tohiny
Fotitra: a.: Fifamadihan-javatra ka ny tokony ho ambony lasa ambany. - t.i.f.: Afotitra, mamotitra, famotitra,…tohiny
Fotoana: a.: Faharetana voamarlky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny tao-na, ny zava-dehibe nitranga:…tohiny
Fotoanina: (fotoana) mt. ih. (fotoany): Omena fotoana: Nofotoaniny tamin'ny foio aho. tohiny
Fotofoto: a.: Fisavoritahana, fikorontanana be ihany, fiparitahan-javatra tsy araks ny tokony ho izy. - t.i.f.:…tohiny
Fotofotoina: (fotofoto) mt. ih, (fotofotoy): Korontanina atao misafotofoto: Fotofotoy ange io kofehy Io e. tohiny
Fotografia: (fr. photographie) a.: Fakana sary amin'ny alalan'ny hazavana avy amin'ny zavatra alain-tsary izay miraikitra…tohiny
Fotona: a.: Karazan-kazo vaventy fanaovan-trano. tohiny
Fotony: a.: Antony, vidiny: A-rio any io boky io fa tsy misy fotony. tohiny
Fotorana: na Fotorina (fototra) mt. ih, (fotory): Raisina eo akaikin'ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana.…tohiny
Fototra: a.: Antony voalohany nahatonga, niaviana: Andriamanitra no fototry ny soa rehetra. / Tsy fahampian-tsakafo…tohiny
Fotrafotra: PDongadonga, vaventy. ¶ M.h.: Botrabotra. tohiny
Fotràka: a.: Feo na erotra maneno any an-tenda any. - t.i.f.: Mifotraka, mpifotraka. otroaka a.: Rano na zavatra…tohiny
Fotsiangavo: a.: Ny lohan'ny lahinjiro mirehitra. tohiny
Fotsiangola: a.: Bay tendrony fotsy avy nirehitra amin'ny lahinjiro na sigara ka lasa lavenom-potsy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0358