Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanakimpiana: (kimpy) a : Fanakombonana ny hodi-maso ka manjary tsy mahita ny maso. tohiny
Fanakimpy: (kimpy) a. : Fomba entina manakimpy, manakombona ny hodi-maso ka manjary tsy mahita ny maso. tohiny
Fanakipahana: (kipaka) a. : Fanalana, fanendahana, fanariana. tohiny
Fanakipaka: (kipaka) a : Fomba entina manakipaka, mana-la. +p.t. : Azo akipaka. tohiny
Fanakipihana: (kipiha) a. : Fanesorana zavatra hiala ka ailika; fanipazana, fanalana zavatra amin'ny fanakifihana.…tohiny
Fanakipika: (kipika) a. : Fomba entina manakipika, manesotra zavatra hiala ka ailika. 1 p.t. : Azo akipika, azo…tohiny
Fanakipilizana: (kipily) a.: Fitorahana zavatra olona, ka mihodinkodina alohan'ny hiantefany ilay zavatra atoraka. tohiny
Fanakipily: (kipily) a. : Fomba entina manakipily, mitoraka olona amin-javatra iray izay toa mihodinkodina alohan'…tohiny
Fanakira: (kira) a : Fomba entina manakira, manala ny kira. 1 p, t. : Azo kiraina. tohiny
Fanakiramborambo: (kiramborambo) a. : Fomba entina manakiramborambo, mamela zavatra hikirazoraz o. tohiny
Fanakiramboramboana: (kiramborambo) a : Famelana zavatra hikiraz oraz o. tohiny
Fanakirana: (kira) a, : Fakana ny kira na ny hoza-dravfny amin'ny zavamaniry. tohiny
Fanakiraro: (kiraro) a : Fomba entina manakiraro, manisy kiraro ny tongotr' olona iray. tohiny
Fanakiraroana: (kiraro) a : Fanasiana kiraro ny tongotr' olona iray. tohiny
Fanakiraviravezana: (kirauirauy) a, : Fanantonana zavatra ka akirazorazo ilay izy fa tsy atehika amin'ny tany. tohiny
Fanakiraviravy: (kiroviravy) a. : Fomba etina manakiraviravy, na manantondavatra mba hikirazorazo tsy hitehika amin'…tohiny
Fanakirazorazo: (kirazorazo) a.: Fomba entina manakirazorazo, manantona tsy mitehika amin'ny tany. tohiny
Fanakirazorazoana: (kirazorazo) a. : Fanantonana mihevaheva tsy mitehi-tany. tohiny
Fanakiririohana: (kiririoka) a,: Fikiakiavana eo an-tsofin'ny sasany; fitsofana tsotsbka. tohiny
Fanakiririoka: (kiririoka) a : Fomba entina mikiririoka, mitsoka Idririoka na mikialdaka eo an-tsofin'ny sasany. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0173