Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsiririka: (tsiririka) a.: Toetran'ny zavatra na olona mitsiririka, izany hoe mifantsitsitra, na mivalana miporiatra,…tohiny
Fitsiriritana: (tsiriritra) o.: Faniriana fatratra hanana na hihinana: Voararan'ny didin' Andriamanitra ny fitsiriritana…tohiny
Fitsiriritra: (tsiriritra) a.: Fomba entina mitsiriritra na maniry fatratra hanana zavatra iray. tohiny
Fitsiry: (tsiry) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mitsiry na miantomboka hisy ravina. tohiny
Fitsitaitaihana: na Fitsitaitaika (tsitaitaika) a.: Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan'ny…tohiny
Fitsitaitaika: (tsitaitaika) a.: Toetran'ny zavatra mitsitaitaika na milatsaka tsy misesY fa mahalana, na maneno mahalankalana,…tohiny
Fitsitihana: (tsitika) a.: Fihahenjanana, firidiridiana. tohiny
Fitsitika: (tsitika) a.: Toetran' ny zavatra mitsitika na miheniana, midizina. tohiny
Fitsitra: (tsitra) a.: Toetran'ny olona na biby mitsitra, izany hoe mandry mihinjitra. tohiny
Fitsitsiana: ( tsitsy) a.: Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao. ? Tsy famizanana foana, tsy…tohiny
Fitsitsihana: (tsitsika) a.: Fanirian-tsoa sy tso-drano, na koa fanozonana. tohiny
Fitsitsika: (tsitsika) a.: Fomba entina mitsitsika, izany hoe maniry soa mitso-drano na koa manozona. ? p,k: Azo…tohiny
Fitsitsy: (tsitsy) a.: Fomba entina mitsitsy, izany hoe tsy mandanilany foana, manda-la.* p. t.: Azo tsitsina.…tohiny
Fitsivetrahana: (tsivetraka) a.: Fipetrahana mamelatra ny tena ary sondriana amim-piadanana. tohiny
Fitsivetraka: (tsivetraka) a.: Fomba entina mitsivetraka, na mipetraka mamelatra ny tena ary sondriana amim-piadanana.…tohiny
Fitsoahana: (tsoaka) a. :Fialanjavatra amin'izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan'ilay nifiko.…tohiny
Fitsoaka: (tsoaka) a,: Fomba entina mitsoaka, izany hoe miala amin'izay nisy azy, mandositra. tohiny
Fitsobatsoba: (tsobatsoba) a: Toetran'ny vary difotra anaty rano be loatra. tohiny
Fitsobohana: (tsoboka) a.: Fitana, firobohana: Raha ho ers) an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny…tohiny
Fitsoboka: (tsoboka) a.: Fomba entina mitsoboka, izany hoe miroboka, mita, miditra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1245