Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famikavika: (vikavika) a : Fomba entina mamikavika, manjaitra manao zojotra. ? P. t. : Azo vikavikaina. tohiny
Famikavikana: (vikauika) a. : Fanjairana atao zojdtra fotsiny aloha hanamarihana izay tena hozairina, na hitanana…tohiny
Famikina: (vikina) a : Fomba entina mamikina, mandrka, mandingana, mihoatra. tohiny
Famikinana: (vikina) a. : Fihoarana, fandikàna, fandinganana mihoatra (zavatra ixaY). tohiny
Famikirana: (fikitra) a. : Fitazonana mafy, fifikirana mba tsy hiarrjera. tohiny
Familavila: (vilauila) a : Fomba entina mamilavila. ? p.t. : Azo vilavilaina. tohiny
Familavilana: (vilauila) a : Fampiolanana; famozavozana, famoriporetana. tohiny
Familian-tsambo: a. : Zavatra entina mamily ny sambo. tohiny
Familiana: (vily) a. : Fampandehanana amin'ny lalan-kafa fa tsy amin'ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana.…tohiny
Familina: (vilina) a. : Fomba entina mamrlina, manjaitra ny sisin-damba miforitra amin'ny tenany ihany. ?p.t.:…tohiny
Familinana: (vilina) a : Fanjairana ny sisin-damba miforitra amin'ny tenany ihany. tohiny
Family: (vily) a. : Fomba entina mamily. ? Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin'ny…tohiny
Faminaniana: (vinany) a : Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny…tohiny
Faminany: (vinany) a. : Fomba entina maminany. ? p.t. : A-zo vinanfna. tohiny
Faminavina: (uinavina) a. : Fomba entina maminavina, manombantombana. ? p, t.: Azo vinavinaina. tohiny
Faminavinana: (oinavina) a. : Fanombanana, fanombantombanana. tohiny
Famindra: (findra) a. : Fomba entina mamindra : Mahafinaritra ny famindran'ny miaramilakely, tohiny
Famindrana: (findra) a : Fanovana toerana : Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben'ny Fiuondronana…tohiny
Famindro: (mindro) a. : Fomba entina mamindro, mipetraka eo akaikin'ny afo mba hafana. tohiny
Famindroana: (mindro) a. : Fipetrahana eo anoloan'ny afo mba hafana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1275