Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanasafontina: (safontina) a. : Fomba entina manasafontina, mampisafotofoto, mampisavorovoro. tohiny
Fanasafotofoto: (safotofoto) a. : Fomba entina manasafotofoto, manakorontana sy mampifangaroharo. tohiny
Fanasafotofotoana: (safotofoto) a. : Fanakorontanana sy fampifangaroharoana. tohiny
Fanasafy: (safy) a. : Fomba entina manasafy, manamPY, mameno. tohiny
Fanasaihana: (saika) a. : Fanasokàna (zavatra) ao anaty rano mba hakana rano. tohiny
Fanasaika: (saika) a. : Fomba entina manasaika, manasoka (zavatra) ao anaty rano mba hakana rano. tohiny
Fanasaka: (sasaka) a. : Fomba entina manasaka, mizara ho roa mitovy. 1 p.t. : Azo sasahina. tohiny
Fanasaliana: Fanasalisaliana (saly) a. : Fametrahana (ha-na...) vetivety eo ambony a-fo mba hahazoana mihinana azy;…tohiny
Fanasalobona: (salobona) a : Fomba entina manasalobona, manakona ao anaty lamba. 1 p.t. : Azo na tokony hosalobonina.…tohiny
Fanasalobonana: (salobona) a: Fanasaronana ao anaty lamba. tohiny
Fanasalorana: (salotra) a : Fanantonana flan-damba kely eny an-tsoroka. tohiny
Fanasalotra: (salotra) a. : Fomba entina manasalotra, manantona ilan-damba kely eny an-tsoroka. tohiny
Fanasaly: Fanasalisaly (saly) a.: Fomba entina manasaly, mametraka vetivety eo ambony afo; azo asaly. tohiny
Fanasamahana: (samaka) a. : Famakiana, fanatahana, f ampiverahana hisaraka roa. tohiny
Fanasamaka: (samaka) a. Fomba entina manasamaka, mampiveraka hisaraka roa. tohiny
Fanasamboadiana: (samboady) a : Fametrahana samboady eo arnbony soroka. tohiny
Fanasamboady: a. : Fomba entina manasamboady, marnetraka samboady eo ambony soroka. tohiny
Fanasamboaravoara: (samboarauoara) a. : Fomba entina manasamboaravoara, mamPitroatra, mampihetsika mahery hitambolimbolina.…tohiny
Fanasamboaravoarana: (samboarauoara) a : Fampitroarana, fampihetsehana mahery hitambolimbolina. tohiny
Fanasamboritana: (samboritra) a.: Fanodidinana lamba mafy (ny valahana). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0801