Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitambazana: (tamby) a.: Fikaramana, tohiny
Fitambelona: (tambelona) a.: Toetran'ny olona mitambelona, izany hoe miverina aina indray rehefa avy torana na safotra.…tohiny
Fitamberenana: (tomberina) a.: Fandehanana sy fiverenana, fivezivezena, fivoivoizana, fihodinkodinana eo an-toerana…tohiny
Fitamberina: (tamberina) a.: Fomban'ny olona mitamberina na mandeha sy miverina, mivezivezy. tohiny
Fitamberiverena: (tamberivery) a.: Fisodisodiana. tohiny
Fitamberivery: (tamberiaery) a.: Fomba na toetran'ny olona mitamberivery na misodisody. tohiny
Fitambesarana: (tambasa tra)a.: Fanindriana na fiankinana mafy amin'ny...: Ny fitambesaran'ny tafo amin'ny rindrina…tohiny
Fitambesatra: (tambesatra) a.: Toetran'ny zavatra mitambesatra, izany hoe manindry na miankina mafy amin'ny... tohiny
Fitambezo: (tambezo) a.: Fomba entina mitambezo na mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany. 1 p.t.: Azo…tohiny
Fitambezoana: na Fitambezonana (tambezo) a.: Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin'izay…tohiny
Fitambinana: (tambina) a.: Fanampiana, fanohanana: Mioelona amin'ny fitambinandray aman-dreniny azy ny tokantranon-dRakoto…tohiny
Fitambitamby: (tambitam6y) a.: Fomba entina mitambitamby na mitady sitraka, mi-la ranondranony. tohiny
Fitambolenana: (tambolina) a.: Fihodinkodinana na fiolanolanana eny am-pandehanana. tohiny
Fitambolina: (tambolina) a.: Toetran'ny zavatra mitambolina, na mihodinkodina, miolanolana eny am-pandehanana. tohiny
Fitambongana: (tambongana) a.: Toetran'ny zavatra mitambongana na mitambatambatra mivongambongana. tohiny
Fitambonganana: (tambongana) a.: Fitambatambarana mivongambongana. tohiny
Fitambororotana: (tambororotra) a.: Fikororosiana, firiotana midina, fitaredretàna. tohiny
Fitambororotra: (tambororotra) a.: Toetran'ny zavatra mitambororotra, mikororosy, miriotra midina. tohiny
Fitambotsorana: (tombotsotra) a.: Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety…tohiny
Fitambotsotra: (tombotsotra) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitambotsotra, midina ambany, mikorisa midina, mihena,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0903