Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiosanosana: (osanosana) a.: Fomban'ny olona miosanosana, izany hoe mihinana mamosibosika aoka izany. tohiny
Fiosanosanana: (osanosana) a.: Fihinanana mamosibosika aoka izany, mandrepodrepoka, mandrapadrapaka. tohiny
Fiotazana: (otazana) a.: Fana-Pahana voankazo hiala amin' ny tahony, fanesorana hiala. tohiny
Fiotinotina: (otinotina) a.: Fomban'ny zavatra miotinotina, mihozongozona, mihetsiketsika. tohiny
Fiotinotinana: (otinotina) a.: Fihozongozonana, fihetsiketsehana. tohiny
Fiotra: (otra) a.: Fomban'ny olona miotra. tohiny
Fiotrehana: (otrfka) a.: Fipetrahana amin'ny toerana ma-fana mba ho masaka; Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny…tohiny
Fiotrika: (otrika) a.: Toetran' ny zavatra miotrika, lzany hoe apetraka elaela amin'ny toerana iray mba ho masaka.…tohiny
Fioty: (oty) a.: Fomba entina mioty. ~ p.t.: Azo otazana: Tsy mbola fioty ny uoaloboka ixao. tohiny
Fiova: (ova) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miova. tohiny
Fiovahana: (ovaka) a.: Fiendahana, fihefakefahana. tohiny
Fiovaka: (ovaka) o.: Fiendaka, fihefakefaka. tohiny
Fiovana: (ova) a.: Fanjariana ho hafa, fiofoan; Ny fiouan' ny gamoina ho lolo. ~ Fihatsarana na fiharatsiana:…tohiny
Fiovohana: (ovoka) a.: Fialana, fiesorana, fitsoahana. tohiny
Fiovoka: (ovoka) a.: Fomban' ny zavatra miovoka, izany hoe miala amin'izay niraiketany, miempaka. tohiny
Fioza: (oza) a.: Fomba entina mioza, izany hoe misasa (tarehy, tanana, tongotra). tohiny
Fiozana: (ozo) a.: Fisasana (ta-nana, tongotra, tarehy). tohiny
Fiozona: (ozona) o.: Fomba entina miozona, izany hoe miantso loza ho an'ny tena raha toa ka mivadika amin' ny…tohiny
Fiozonana: (ozona) a.: Fianianana iantsoana loza raha toa ka mivadika amin'ny fianianana. tohiny
Fipahimpahina: (pahina) a.: Ny toetran'ny maso mahita manjavozavo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0926