Litera F
Filiotra: (fr. flote) a.: Sodina vahiny vita amin'ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin'ny vatany.…tohiny
Filitalita: (litalita) a.: Fomba fandeha mikonesanesa.
tohiny
Filitalitana: (litalita) a.: Fandehanana mikonesanesa, mixe-tarets.
tohiny
Filitihana: (litika) a.: Fahamaimaizana aoka izany, fislsihana ho tia.
tohiny
Filitika: (litika) a.: Fomba na toetran'ny olona militika, na maimay aoka izany, misisika ho tia.
tohiny
Filitra: (fr. filtre) a.: Lamba makarakara na fitaovana madini-maso anatantavanana rano, ka ny loto sy fasika…tohiny
Filo: a.: Fanjaitra. * F,-p.: Filo virotra: hazo misy fantsika maranitra miranirany natao hampijaliana ny…tohiny
Filo: a.: Ny benitra eo andohan'ny basy izay ajoro ka a-tao mifanapaka ho fanamarihana fa tsy azo aleha ny…tohiny
Filoatra: (loatra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miloatra, na mivoaka avy ao anaty zavatra mazàna lalina aty.…tohiny
Filodilodiana: (lodilody) a.: Fahakaodikaodiana mandositra olona, fahamenamenarana mifanerasera amin'ny ma-ro.
tohiny
Filodilody: (lodilody) a.: Toetran'ny olona milodilody, na kaodikaody mandositra oie-na.
tohiny
Filodirana: (loditra) a.: Fahavontosana, hafenoana: Maharikoriko ny filodiran'ny akanjon'ity zozo tt? tseroka. tohiny
Filofosana: (lofo) a,: Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny…tohiny
Filofosana: (lofo) a.: Voninahitra nomena ny maty tamin'ireo omby novonoina.
tohiny