Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Filanonana: (lanonana) a.: Toerana malalaka na kianja anaovana dihy aman-kilalao amin' ny andro firavoravoana. tohiny
Filanto: (lanto) a.: Toetran'ny zavatra milanto, izany hoe mirindra, milamina tsara. tohiny
Filantoana: (lanto) a.: Filaminana, firindrana. tohiny
Filantsihana: (lantsika) a.: Fiforetana mankany ivoho, fitondrotan'ny eo anoloana. tohiny
Filantsika: (lantsika) a.: Toetran'ny olona na zavatra milantsika, izany hoe miforitra mankany ivoho, na mitondrotra…tohiny
Filao: (fr. filao) a.: Karazankazo avo mahitsy. tohiny
Filapa: (lapa) a.: Fomba entina milapa, izany hoe manao hira sy dihy alohan'ny famorana, tohiny
Filapana: (lapa) a.: Fanaovana hira sy dihy alohan'ny famorana. tohiny
Filasiana: (lasy) a.: Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian'ny miaramila tao Ananona.…tohiny
Filasy: (angl.-am. flash) a.: Tselatra hazavana amin'ny fakantsary ahafahana maka sary miaraka amin'izay. tohiny
Filasy: (lasy) a.: Fomba entina milasy, na mitoby, mandry an-tsaha. tohiny
Filatro: a.: Angentsan-kira ataon'ny mpihira sy mpitendry zavamaneno: Be filatro koa Rangahy io rehefa mitendry…tohiny
Filatsahana: (latsaka) a.: Fianjerana, firotsahana: Amin 'ny filatsahan'ny orana, uelombolo ny zavamaniry. 1 Fidinana:…tohiny
Filatsaka: (latsaka) a.: Fomba na toetran'ny zavatra milatsaka, izany hoe mianjera na midina na mirotsaka. tohiny
Filaza: (laza) a.: Fomba entina milaza.l p.t.: Azo lazaina. tohiny
Filazana: (laza) a.: Fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany. 1 Fanambarana: Manao izao…tohiny
Filazantsara: a.: Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly. tohiny
Filbmana: (lona) a,: Fijanonana maharitra ao anaty rano; fandroana. • Tavy lehibe a-tao fandroana. tohiny
Fileda: (leda) a.: Fomba fandeha mileda, izany hoe mande-ha milakolako. tohiny
Filefa: (lefa) a.: Fomba entina milefa, mandositra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0304