Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanongonongona: (ongonongona) a.: Fomba entina manongonongona, na mampiavosa tany. tohiny
Fanongonongonana: (ongonongona) a,: Fampiavosana tany; fampitandremana. tohiny
Fanongorana: (tongotra) a,: Fandraisana amin'ny tongotra. tohiny
Fanongotana: (ongotra) a,: Fanalana hatramin'ny fakany, fanatsoahana tanteraka. tohiny
Fanongotra: (ongotra) a.: Fomba entina manongotra, mana-la hatramin'ny fakany, manatsoaka tanteraka. / p, t.: Azo…tohiny
Fanongotra: (tongotra) a,: Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin'ny tongotra. Azo tongorana, raisin amin'ny…tohiny
Fanonitra: (onitra) a.: Fomba enti-manonitra, Azo onerana. tohiny
Fanonja: (onja) a,: Toetran'ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan'ny rano…tohiny
Fanonjahana: (onjaka) a.: Ffvelezana, fikapohana amin'ny langilangy. tohiny
Fanonjaka: (onjaka) a.: Fomba entina manonjaka, na mively mikapoka amin'ny langilangy. tohiny
Fanonjana: (onja) a.: Fisiana onja: Sarotra ny fiondranana noho ny fanonjdn'ny ranomasina. tohiny
Fanonjenana: (tonjina) a,:Fampiraikana, fampironana. tohiny
Fanonjina: (tonjina) a.: Fomba entina manonjina, na mampirona, mampiraika. 1 p.t.: A-zo atonjina, araika, arona.…tohiny
Fanonjona: (onjona) a.: Fomba entina manonjona, na manainga, manentana. tohiny
Fanonjonana: fora/cana) a.: Fanaingana, fanentanana. tohiny
Fanonkona: (honkona) a,: Fomba ametahana honkona. 1 p.t.: Azo hamafisinaamin' ny honkona: Tsy fanonkona it3 fiasana…tohiny
Fanonkonana: (honkona) a,: Fanamafisana amin'ny fametahana honkona. tohiny
Fanonona: (onona) a.: Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka. tohiny
Fanonona: (tonona) a,: Fomba entina manonona, mamoaka amin'ny feo: Tsy azoko ny fanonon'Ingohy io terza, / (jar.…tohiny
Fanononana: (tonona) a,: Famoahana amin'ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s. 1 Filazana (anarana): Vao tafapetraka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1414