Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firohanana: (rohana) a.: Fidaondaonana any lavitra; fandehanana miara-be. tohiny
Firohizana: (rohy) a.: Toetran' izay mifatotra. tohiny
Firohotra: (rohotra) ci.: Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny uahoaka nijery ireo ftarakodia…tohiny
Firohy: (rohy) a.: Toetran'ny biby na zavatra mirohy, mifatotra. tohiny
Firokiana: (roky) Tsy fitenenana mahitsy, tsy fanononana tsara. tohiny
Firokoroko: (rokoroko) a.: Toetran'ny zavatra mirokoroko, maraorao. tohiny
Firoky: (roky) a.: Fomban'ny olona miroky, izany boe tsy miteny mahitsy: Ny firokin' ny tambaniuohitra any amin'…tohiny
Firombahana: (rombaka) a.: Fakana an-keriny. tohiny
Firombaka: (rombaka) a.: Fomba entina maka an-keriny. tohiny
Firombaka: (rombaka) ci.: Farango marani-doha ampiasain'ny olona fakana amalona. tohiny
Firomborombo: (romborombo) a.: Fomba na toetran' ny zavatra miromborombo, izany hoe misomaradimbana na dembademba…tohiny
Firomboromboana: (romborombo) a.: Ny fisomaradimban'ny sisin-javatra. tohiny
Firombotana: (rombotra) a.: Faharovitana, faharombinana. tohiny
Firomodromotana: (romodromotra) ci.: Firintonana aminkatezerana. tohiny
Firomodromotra: (romodromotra) a.: Toetran'ny olona miromodromotra, na mirintona amin-katezerana. tohiny
Firomoromo: (romoromo) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miromoromo; na misy ramborambony mitarozadrozaka. tohiny
Firomoromoana: (romoromo) a.: Ny fitarozadrozahana. tohiny
Firona: (rona) a.: Fomban'ny olona na zavatra mirona, izany hoe miraika na mihilana. tohiny
Fironahana: (ronaka) ci.: Toetran'ny olona tia fatratra, matimatim-pitia. tohiny
Fironaka: (ronaka) a.: Toetran' ny olona mironaka, tia fatraira. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.105