Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikojakojana: (koja, kojakoja) a.: Fikarakarana, fitandremana fatratra, fandamindaminana. tohiny
Fikokokoko: (kokokoko) a.: Toetran'ny olona mikokokoko, mahantra fadiranovana. tohiny
Fikokokokoana: (kokokoko) a,: Fahantrana valons, fahoriana. tohiny
Fikolelafana: (kolelaka) a.: Filana fitia amin'ny dokadoka, fanehoana fiforetana ambany dia ambany amin'olona iray…tohiny
Fikolepahana: (kolepaka) a.: Fandringana. tohiny
Fikolepaka: (kolepaka) a.: Fomban'ny olona mandringa; fandringa. tohiny
Fikolialia: (kolialia) a.: Fomba entina mikolialia, na mihodivitra, mibolidy. tohiny
Fikolialiavana: (kolialia) a.: Fihodivirana, fibolidiana, fibisiohana. tohiny
Fikolokolo: (kolokolo) a.: Fomba entina mikolokolo, izany hoe mitandrina fatratra sy manao izay hahasoa lalandava.…tohiny
Fikolokoloana: (kolokolo) a.: Fikarakarana, fitandremana fatratra sy fanaovana izay hahasoa lalandava; fikojakojana,…tohiny
Fikolokoloana: (kolokolo) a.: Fiantsoana (ny vorontsiloza). tohiny
Fikombiana: (komby) a.: Fitoerana ao anaty komby ma-fana. tohiny
Fikomby: (komby) a.: Fomba entina mikomby na fomban' ny olona mikomby, izany hoe mitoetra ao anaty komby (fefy…tohiny
Fikomiana: (komy) a.: Firaisan-tetika mba hanongana ny fahefana misy, mba handrombaka ny fahefam-paniakana; fiodinana.…tohiny
Fikomy: (komy) a.: Fomba entina mikomy, na miray tetika mba hanongana fanjakana. tohiny
Fikonaina: (konaina, konainaina) a.: Fomban'ny biby na ny olona mikonaina na mitaraindraina lavareny. tohiny
Fikonainaihana: (konaika, konainaika) a.: Fitolokolokoana sy fikonetahana, fidridridriana sy fararemotra. tohiny
Fikonainaika: (konaika, konainaika) a.: Fomban'ny olona na biby mikonainaika, izany hoe mitolokoloko sy mikonetaka.…tohiny
Fikonainana: Fikonainainana (konaina, konainaina) a.: Fitaraindrainana lavareny, fitolokoana, fimonomononana. tohiny
Fikonantitra: (konantitra, rakonantitra) a.: Fakana endrika Rangahibe na Rafotsibe. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0263