Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Faninakinahana: (hinakinaka) a.: Fikapohana na fivelesana mafy tsy misy indrafo. tohiny
Faninakinaka: (hinakinaka) a: Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny arasa • p.t.:…tohiny
Faninana: (inana) o.: Fomba entina maninana, miezaka hanao mihoatra noho.,,1 Fifaninanana, fampiadiana fahaizana.…tohiny
Faninanana: (inana) a.: Fiezahana hanao mihoatra noho... tohiny
Faninda: (sinda) a.: Fomba entina maninda, mampihataka, mampisava. tohiny
Fanindana: (sinda) a.: Fampihatahana, fampisavana. tohiny
Fanindao: (indao) a.: Fomba entina manindao, mipaoka, mifaoka. tohiny
Fanindaosana: (indao) a.: Fipaohana, fifaohana. tohiny
Fanindiminy: (dimy) p.mt.: Famerenana asa iray hatramin'ny indimy: Natonta fanindiminy it? boky tohiny
Fanindrahindra: (hindrahindra) a.: Fomba entina manindrahindra, manainga zavatra amin'ny tanana roa mba hampisehoana…tohiny
Fanindrahindrana: (hindrahincira) a.: Fanaingana zavatra amin'ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain'ny…tohiny
Fanindriana: (tsindry) a.: Fanerena zavatra avy eo ambony amin'ny lanjan'ny tena; fanasiana zavatra mitambesatra…tohiny
Fanindrihana: (tsindrika) a.: Fanafoana trano amin'ny herana. tohiny
Fanindrika: (tsindrika) a.: Fomba entina manindrika, mana-fo trano amin'ny herana. 1 p. t.: Azo tsndrihina na tafoan.…tohiny
Fanindrona: (tsindrona) a.: Fomba entina manindrona. 1 p. t : Azo tsindronina. tohiny
Fanindronana: (tsindrona) a.: Fandoahana na famelezana amin'ny lohan-java-maranitra; fanatrobahana amin'ny fanjaitra…tohiny
Fanindry: (Ski) a.: Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo. tohiny
Fanindry: a,: Vorona homankena, karazan'nY papango (Buteo brachypterus). tohiny
Fanindry: (tsindry) a.: Fomba entina manindry 1 p.t.: A-zo tsindriana. tohiny
Fanindry: (tsindry) a.: Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0335