Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanakoretika: (koretika) a Fomba entina manakoretika, manakorontana, manasafotofoto. tohiny
Fanakoriana: (koriana)a.: Fomba entina manakoriana, mampandeha misosa miadana. tohiny
Fanakorianana: (koriana) a Fampandehanana misosa miadana, fanasosana tsy misy manakantsakana, fanakorisana, fanakisahana.…tohiny
Fanakorintsana: (korintsana) a : Fomba entina manakorintsana, mampaneno zavatra amin' ny fanetsiketsehana voan-javatra…tohiny
Fanakorintsanana: (korintsana) a : Fampanenoana, fanetsiketsehana zavatra mba hampanenoana azy. tohiny
Fanakorirarira: (korira) a. Fomba entina manakorirarira, mampihomehy, mandrebireby. tohiny
Fanakorirarirana: (korira) a. Fampihomehezana; fandrebirebena; fanemoran-dava, fangatahana andro lava. tohiny
Fanakorisa: (korisa) a. : Fomba entina manakorisa, mampisosa zavatra midina. tohiny
Fanakorisana: (korisa) a.: Fampisosana, fanakisahana zavatra midina ka mikororosy ilay izy fa tsy mivadibadika. tohiny
Fanakoro: (koro) a : Fomba entina manakoro, mambory sofina. tohiny
Fanakoro: Fanorokoro (koro) a. : Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina…tohiny
Fanakoroana: (koro) a. : Fanaboriana (sofina). tohiny
Fanakoroana: Fanorokoroana (koro) a. : Fanasavoritahana; fanjerana,fandrodanana. tohiny
Fanakorobobo: (korobobo) a. : Fomba entina manakorobobo, manao haingana, manao maika. tohiny
Fanakoroboboana: (korobobo) a. : Fanaovana haingana, f anaovana maika. tohiny
Fanakorododo: (korododo) a: Fomba entina manakorododo, manenjika (bibY) mba handehanany haingana. tohiny
Fanakorododoana: (korododo) a. : Fanenjehana (bibY) mba handehanany haingana. tohiny
Fanakorodona: (korodona) a. : Fomba entina manakorodona, mandroaka (bibY) avy aoriana mba handehanany haingana. tohiny
Fanakorodonana: (korodona) a.: Fandroahana. tohiny
Fanakorofohana: (korofoka) a.: Fanetsiketsehana ny tena sy ny tanana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0531