Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisoloana: (solo) a.: Fanaovana ny asan'ny.,., fitanana ny toeran'ny,..: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha…tohiny
Fisolontsolona: (solontsolona) a.: Fomba entin'izay misolontsolona, misosososo aminkasahiana tsy misy tahotra. tohiny
Fisolontsolonana: (solontsolona) a.: Fisosososoana aminkasahiana tsy misy tahotra: Tafintohina Rasoa tamin'ny fisolontsolonan-dRamavo…tohiny
Fisolotihana: (solotika) a,: Fahalotoana mitsaporetika, ana tsikoko miaraka amin' ny menaka: Ny fisolotihan' ity zaza…tohiny
Fisolotika: (solotika) a.: Toetran'ny zavatra na olona misolotika, maloto mitsaporetika, misy tsikoko miaraka amin'ny…tohiny
Fisomadodoka: (somadodoka) a: Fahamaikana izaitsizy, fikorododoana, firotorotoana: Endre ny fisomadodoky ny mpianatra…tohiny
Fisomàka: (somàka) a: Toetran'ny zavatra misomaka, tailam-pandidy, somaradimbana. tohiny
Fisomatrotroka: (somatrotroka) a.: Toetran'ny hoditra na ny endrika somatrotroka, na mibonabona mivonto. tohiny
Fisomebiseby: (somebiseby) a.: Fibeninkenenana etsy sy eroa, fisahiranana mankatsy mankaroa: Izany fisomebisebin-dry…tohiny
Fisomedika: (somedika) a.: Toetran'ny olona misomedika na maniry mafy hanao zavatra nefa tsy afa-manoatra. tohiny
Fisomidika: (somidika) a.: Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny ras no:…tohiny
Fisomoratsoratra: (somoratsoratra) a.: Toetran'ny zavatra misomoratsoratra na mitentina soratsoratra. tohiny
Fisomparana: (sompatra) a. : Fanaovana izay hahavoa ny ha-fa, fihetraketrahana, fanimbana: Fisomparan'ny hafa no…tohiny
Fisompatra: (sompatra) a.: Fomba entina misompatra na manao izay hahavoa ny sasany, manimba,mihetraketraka. ? p.t.:…tohiny
Fisompirana: (sompirana) a.: Fomba entina misompirana, na mihilana. tohiny
Fisompiranana: (sompirana) a.: Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana:…tohiny
Fisonàka: (sonaka) a.: Fomba entina misonàka na mierotra mifônaka. tohiny
Fisonanahana: (sonanaka) a.: Fipetrahana misonanina tsara: Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny…tohiny
Fisonanaka: (sonanaka) a.: Fomba entina misonanaka, na mipetraka Inisonanina tsara. tohiny
Fisonanina: (sonanina) a.: Fomba entina misonanina na mipetraka milamina ary amimpahamendrehana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0321