Litera F
Fisolana: (sala) a.: Fanakakasana ny loha tsy hisy volo: A-nisan'ny dingana voaiohandohany amin'ny firosoana ho…tohiny
Fisolanandrana: (solanandrana) a.: Fomba entina misolanandrana, na milanjalanja loha, mianjonanjona.
tohiny
Fisolanandranana: (solanandrana) a.: Filanjalanjana loha, fianjonanjonana.
tohiny
Fisolanga: (solanga)a.: Toetran' ny zavatra misolanga na miainga dia milavo any aoriana; toetran'ny tandrok'omby…tohiny
Fisolangana: (solanga) a.: Fiaingana dia filavoana any aoriana.
tohiny
Fisolantsolana: (solantsolana) a.: Toetra na fomban'ny olona misolantsolana, na mamindra feno anjona sy miandranandrana.…tohiny
Fisolantsolanana: (solantsolana) a.: Famindra feno anjona sy miandranandrana.
tohiny
Fisolarana: (solatra) a.: Fisilahana, fiempahana, fikipahana.
tohiny
Fisolelahana: (solelaka) a.: Fandokadokafana sy fanolikolena fatratra hahazoana zavatra: Mitory toetra ambany dia…tohiny
Fisolelaka: (solelaka) a.: Fomba entina misolelaka na mandokadoka fatratra sy manolikoly mba hahazoana zavatra.…tohiny
Fisolifahana: (solifaka) a.: Fibolisarana mivilana.
tohiny
Fisolifaka: (solifaka) a: Toetran'ny zavatra misolifaka na misolifatra, mibofisatra. .
tohiny
Fisolifarana: (solifaka) a.: Fibolisarana: Ny fisolifaran'ny tongony no nahalavo azy.
tohiny
Fisolifatra: (solifatra) a.: Fomba entina misolifatra na misolifaka, mibolisatra.
tohiny
Fisolihana: (solika) a.: Famitahana, fanolikolena amin'ny fomba tsy mendrika; fisolelahana.
tohiny
Fisolika: (solika) a.: Fomba entina misolika, na mamitaka, manolikoly amin'ny fomba tsy mendrika. ~ p, t.: Azo…tohiny
Fisolilana: (solfia) a.: Fisobilarana, fisompiranana,
tohiny