Litera F
Firaharahana: (raharaha) a.: Fikarakarana: Firaharahana ny fanambadian'ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao.…tohiny
Firahavaviana: (rahavavy) a.: Fatoram-pihavanana amin' ny samy mpirahavavy.
tohiny
Firahavavy: (rahauavy) a.: Toetran'ny olona mirahavavy.
tohiny
Firaikana: na Firaihana (raika) a.: Fironana, fitongilanana. 1 Fahamaodimaodiana mahatonga hitandrina: Ny tay firaikana…tohiny
Firaiketana: (raikitra) a.: Fipetahana, fifetahana; fifikirana.
tohiny
Firaikiraikena: (raikiraiky) a.: Fahavarimbarianana, fahadaladalana.
tohiny
Firaikiraiky: (roikiraiky) a.: Toetran'ny olona miraikiraiky.
tohiny
Firaikitra: (raikitra) a: Fomba entina miraikitra, toetran'ny zavatra miraikitra.
tohiny
Firaina: (fira) mt. ih. (firao): Kapaina, linjaina: Nofiraindry zalahy andro alina tao ny varinay. / Lazaina:Firain'…tohiny
Firaisana: na Firaisam-pokontany a.: Fitambaran'ny fokontany maromaro na vitaivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben'ny…tohiny
Firaka: a.: Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina…tohiny
Firaketana: (rakitra) a.: Fitahirizana.
tohiny
Firakofana: (rakotra) a.: Lamba entina mirakotra.
tohiny
Firakorako: (rakorako) a.: Toetran'ny volo mirakorako, misaritaka tsy mibango fa mitsidradraka.
tohiny
Firakorakoana: (rakorako) a.: Fisaritahan'ny volo tsy mihogo na mibango fa mitsidradraka na mitsibolobolo.
tohiny
Firamainty: a.: Jar. Firaka.
tohiny
Firamarama: (ramarama) a.: Fomba entina miramarama, mihaingo fatratra.
tohiny