Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Finantsonantsona: (nantsonantsona) a.: Fomba entina minantsonantsona, izany hoe mipentsompentsona, mibedibedy lavareny.…tohiny
Finantsonantsonana: (nantsonantsona) a.: Fibedibedena lavareny, fipentsompentsonana. tohiny
Finaonaona: (naonaona) a.: Fomban'ny bibY minonaona, mitomany valala. tohiny
Finaonaonana: (naonaona) a.: Fitaraindrainana, fitomaniana valala. tohiny
Finaritra: (f-in-aritra) mt.ih, mis), tsafoka in (finareta): Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra…tohiny
Finday: tenim-paritra tandrefana: fitondra. Minday: mitondra. Oh: tsy minday pasazy, tsy mitondra mpandeha tohiny
Finday: telefonina fitondra mandehandehatohiny
Findra: a.: Fandehanana mba hiova toerana, fiovana toerana. - t.i.f,: Afindra, voafindra, tafafindra / mamindra,…tohiny
Findramana: (indrana) a.: Fangatahana zavatr'olona mba hanaovana (oh. akanjo) na hiasana (oh. angady) vetivety.…tohiny
Findrana: (indrana) a.: Fomba enti-mindrana. ? p.t.: Azo indramina: Tsy mba findrana ny akanjo fanao anatiny.…tohiny
Finehaneha: (nehaneha) a.: Fomban'ny olona minehaneha, minaikanaika, mana ampireharehana. tohiny
Finehanehana: (nehaneha) a.: Fanaovana fihetsika sy fiteny feno rehareha. tohiny
Finemonemona: (nemonemona) a.: Fomba entina minemonemona, mipetraka mibaminkamin. tohiny
Finemonemonana: (nemonemona) a.: Fipetrahana mihaminkamina somary mievotrevotra kely eny ambony soavaly, na filanjana,…tohiny
Finendonendo: (nendonendo) a.: Toetran'ny zavatra minendonendo, izany hoe mandimandina. tohiny
Finendonendoana: (nendonendo) a.: Fahamandinn. tohiny
Finengo: (Atm) a.: Karazamboromailala maitso. tohiny
Finenonenona: (nenonenona) a.: Fimenomenona. tohiny
Finenonenonana: (nenonenona) a.: Fimenomenonana. tohiny
Finga: a.: Voatavo fitondrandrano. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0842