Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihoakoahana: (hoakoaka) a.: Fiezahana mafy handoa nefa tsy mahalasa; fanezahana mafy miantso olona na mihira. tohiny
Fihoakoaka: (hoakoaka) a.: Feo ataon'izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka…tohiny
Fihoalahoala: (hoalahoala) a,: Fomban'izay mihoalahoala, na maimay izaitsizy, mihavatravatra. tohiny
Fihoalahoalana: (hoalahoala) a.: Fahamaimaizan, fitaitaizana, fihavatravarana. tohiny
Fihoarana: (hoatra) o.: Fandinganana: Fihoarana tamboho, •Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an'ilay mpahazo…tohiny
Fihoatra: (hoatra) a.: Fomba fisongona, fandingana.., Fihoby (hoby) a.: Fomba entina mihoby, na midera amin'ny…tohiny
Fihodahoda: (hodahoda) a.: Fomban'ny olona mihodahoda, miambatrambatra, miakanakana. tohiny
Fihodahodana: (hodahoda) a.: Fikodedehana, fiambatrambarana, fiakanakanana. tohiny
Fihodidina: (hodidina) a.: Fomba enti-mandeha manodidina. tohiny
Fihodidinana: (hodidina) a.: Fandehanana manodidina: Mandreraka ihany ny fihodidinana an'i Mahamasina ankazakazaka.…tohiny
Fihodina: (hodina) a.: Fomba entina mihodina, toetran'ny zavatra mihodina: Ny fihodin'ny tandrimo. tohiny
Fihodinana: (hodina) a.: Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany…tohiny
Fihodirana: (hoditra) a.: Loko na volon'ny hoditra: Tsy tokony hisy ny fanavakavahana araka ny fihodirana, fa rehefa…tohiny
Fihodivirana: (hodivitra) a.: Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran'ny andry, ? Fihodinana any amin'ny ilany,…tohiny
Fihodivitra: (hodivitra) a.: Toetran'ny zavatra mihodivitra, izany hoe mihodina haingana: Tay hita akory ny fihodivitry…tohiny
Fihodrohodro: (hodrohodro) a.: Toetran'ny zavatra mivindimbindina, mibinaka. tohiny
Fihodrohodroana: (hodrohodro) a.: Fibinabinahana sy fivontosana, fivindimbindinana. tohiny
Fihofakofahana: (hofakofaka) a.: Fiendahan'ny hoditra mitapelaka na mielakelaka manify. tohiny
Fihofakofaka: (hofakofaka) a.: Fomban'ny zavatra mihofakofaka; toetran'ny hoditra miendakendaka, miala mielakelaka.…tohiny
Fihofany: a.: Ny fanambanin' ny kibon'ny kisoa. 1 (Ski) Tohatra na nonon'ny lambovavy, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0701