Litera F
Fihetrahetra: (hetrahetra) a.: Firehareha, fieboebo, fiedikedika,
tohiny
Fihetrahetrana: (hetrahetra) a.: Fireharehana, fieboeboana, fiedikedehana.
tohiny
Fihetraketrahana: (hetraketroka) a.: Fireharehana; filana ady; fanimbana zavatr'olona; fisetrasetrana.
tohiny
Fihetraketraka: (hetraketraka) a.: Fomba entina mirehareha, mila ady, manimba zavatr'olona, misetrasetra.
tohiny
Fihetsehana: (hetsika) a.: Fihevingevenan'ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo, ~ Paika,…tohiny
Fihetsika: (hetsika) a.: Fomba fandeha: Mihodinkodina amin'ny tenany ihany no fihetsiky ny tany. ? Fanao: Tsy azoazoko…tohiny
Fihetsiketsehana: (hetsiketsika) a,: Fivorivoriana ataon'olona manan-javatra angatahina na takina amin'ny fanjakana: Nanao…tohiny
Fihetsiketsika: (hetsiketsika) a,: Fomba entina mihetsiketsika, fikofokofohana.
tohiny
Fihety: (hety) a.: Fomba entina mitapa-bolo: Fiheti-na tovolahy izao ka tsy tiako, izaho efa dimampolo taona…tohiny
Fihevaheva: (hevaheua) a.: Toetran'ny zavatra mihevaheva, mihantona, mücirazorazo,
tohiny
Fihevahevana: (hevaheva) a.: Fikirazorazoana.
tohiny
Fiheverana: (hevitra) a.: Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry. ~ Fandinihana,…tohiny
Fihevihevezana: (hevihevy) a.: Fikivilivilizana.
tohiny
Fihevihevy: (hevihevy) a.: Toetran'ny zavatra mihevihevy, mikivihvily.
tohiny
Fihevitra: (hevitra) a.: Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao ity raharaha id?
tohiny
Fihezaheza: (hezaheza) a.: Fomba entina mihezaheza, na mijoro, mitsangana misalasaia tsy mandroso tsy mihemotra.…tohiny