Litera F
Fihenahenana: (henahena) a.: Fidongiana, fitokonana, fikiribibiana, fandavana.
tohiny
Fihenana: (hena) a.: Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena? ~ Fihavitsiana: Mahagaga…tohiny
Fihendratana: (hendratra) a.: Fahatairana, fientanana, fiantsamborana.
tohiny
Fihendratra: (hendratra) a,: Fomban'ny olona mihendratra, mientana, miantsambotra.
tohiny
Fihenikenehana: (henikenikn) a.: Fikofokofohana amin'ny tsinontsinona.
tohiny
Fihenikenika: (henikenika) a.: Fikofokofoka amin'ny tsinontsinona.
tohiny
Fiheninkenenana: (heninkenina) a.: Fisahiranana amin'ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina…tohiny
Fiheninkenina: (heninkenina) a.: Fomba entina misahirana amin'Ry raharaha madinikR ao an-tokantrano.
tohiny
Fihenjanana: (henjana) a.: Fihinjirana, tsy fiketrahana:Fihenjanan'ny tady. ~ Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao;…tohiny
Fihenjena: (henjy) a.: Fandehanana etsy sy eroa tsy misy antony loatra; fitetezana lanonana sy korana samihafa…tohiny
Fihenjy: (henjy) a.: Fomba entina mihenjy, izany hoe mandeha etsy sy eroa tsy misy antony loatra.
tohiny
Fihentohentoana: (hentohento) a.: Fisentosentoana, fito-]okolokoana, fitomaniana.
tohiny
Fiherehana: (herika) a,: Fitodihana mankany ivoho, fijerena any aoriana: Raha hikasana hanao tsaratsara kokoa, dia…tohiny
Fiherenana: (herina) a.: Fiverenana amin'ny toerana Mata-na.
tohiny
Fiherina: (herina) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miherina, na miverina amin'ny toerana nialana.
tohiny
Fiherohero: (herohero) a,: Toetran'ny olona miherohero, misalasala, sanganehana.
tohiny
Fiheroheroana: (herohero) a.: Fisalasalana, fahaverezan-kevitra.
tohiny
Fihetezana: (hety) a.: Fanetezam-bolo.
tohiny