Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsaika: (tsaika) a.: Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatagg,,masbmboly. 1 p.…tohiny
Fitsaika: (tsaika) q.: Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona morarnora tsy re na mangalatra mangingina tsy…tohiny
Fitsaikana: (tsaika) a.: Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly…tohiny
Fitsaikana: na Fitsaihana (tsaika) a.: Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako…tohiny
Fitsaikona: (tsaikona) a.: Fomba na toetran'ny soavaly mitsaikona, izany hoe mandeha haingana tsy manipy tanana.…tohiny
Fitsaikonana: (tsaikona) a.: Famindran'ny soavaiy mande-ha haingana tsy manipy ta-nana; fanaovana hazakazamadinika:…tohiny
Fitsaka: (tsaka) a.: Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin'ny feo…tohiny
Fitsaka: (tsaka) a.: Fomba entina mitsaka na mita rano. tohiny
Fitsaka: a.: Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin'ny takona.…tohiny
Fitsakana: na Fitsaka (tsaka) a.: Filentehana, fitrobahanjava-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina…tohiny
Fitsakana: (tsaka) a.: Fitàna rano amin'ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voaY, ny fitsakana…tohiny
Fitsakatsaka: (tsakatsaka) a.: Toetra na fomban'izay mitsakatsaka, izany hoe mande-ha miditra anaty lobolobo, mivezivezy…tohiny
Fitsakatsakana: (tsakatsaka) a.: Fandehanana miditra any anaty lobolobo mis), lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny…tohiny
Fitsako: (tsako) a.: Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin'ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon'ny…tohiny
Fitsakoana: (tsako) a.: Fanapotipotehana amin'ny nify ao am-bava: Aza zatra amin'ny fitsakoana amin' ny nify anoloana.…tohiny
Fitsambikina: (tsambikina) a.: Fomba entina mitsambikina, na miezaka mandingana mafy. tohiny
Fitsambikinana: (tsambikina) a.: Fiezahana mandingana mafy; fivikinana, fiantsamborana, fitsipihana. tohiny
Fitsamontsamona: (tsamontsamona) a,: Fomba na toetran' ny olona mitsamontsamona, izany hoe manapoapoaka sy mampitsefotsefotra…tohiny
Fitsamontsamonana: (tsamontsamona) a.: Fanapoapoahana na fampitsefotseforana ny molotra rehefa mihinana :Mi-tory tsy fahalalam-pomba…tohiny
Fitsananahana: (tsananaka) a,: Fiempoan'ny menaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.111