Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firosoana: (rosa) a.: Fifindrana eo aloha. tohiny
Firotahana: (rotaka) a.: Fanimbana zavatr'olona ho fanehoana tsy fahafaliana. tohiny
Firotaka: (rotaka) a.: Fomba entina mirotaka, na manimba zavatr'olona ho fanehoana tsy fahafaiiana. 'Firotehana…tohiny
Firotika: (rotika) a.: Toetran' ny zavatra mirotika, na misaritaka, mikorontana, mikorokoro. tohiny
Firotoroto: (ro toroto) a.: Fomba entina mirotoroto, izany hoe manao zavatra haingana, na midodododo rehefa manao…tohiny
Firotorotoana: (ro toroto) a.: Fanaovana zavatra haingana, fidodododoana rehefa manao zavatra. tohiny
Firova: (rova) ci.: Toetran'ny zavatra voafefy rova. tohiny
Firovana: (roua) a.: Fifefena rova. tohiny
Firozaka: (rozaka) a.: Toetran' ny zavatra mirozaka, na mihantona mirozaroza. tohiny
Firozaroza: (rozaroza) ci.: Toetran'ny zavatra mirozaroza, izany hoe miraviravy misy miramborambo na mihantonkantona…tohiny
Firozarozana: (rozaroza) a.: Firaviravezana misy miramborambo na mihantonkantona betsaka. tohiny
Firozatana: (rozatana) a.: Firoridroritana. tohiny
Firozatra: (rozatra)a.: Toetran' ny zavatra mirozatra, na miroridroritra. tohiny
Firy: p.mnt,: Entina manontany ny isa: Firy ny rantsantananao? / Firy no isan'ny rantsantananao? - t.i.f.:…tohiny
Fisabaka: (sabaka) a.: Fomba entina misabaka na mampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mompihomehy…tohiny
Fisabakana: (sabaka) a.: Fampihatahana ny tongotra roa mba ho malalaka kokoa ny elanelany. tohiny
Fisabobaka: (sabobaka) a.: Toetran'ny zavatra misabobaka na mivonto, mibontsin. tohiny
Fisabodehana: (sabodika) a.: Fifangaroana, fisaritahana, fifandisoan'ny teny lazaina sy ny zavatra atao. tohiny
Fisabodika: (sabodika) a.: Toetran'ny zavatra misabodika, mifangaro, misaritaka, mifandiso be ihany. tohiny
Fisabotrehana: (sabotrika) ci.: Toetran'izay voambomba tsara, voarotsirotsy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0301