Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihafy: (hafy) a.: Fomba entimihafy na miaritra ny mafy na ny sarotra. tohiny
Fihahafana: (hahaka) a.: Fiparitahana, fielezana; fandehanan'ny saina ats? air. tohiny
Fihahaka: (hahaka) a.: Toetran'ny zavatra mihahaka, miparitaka: Ny fihahaky ny ondry eny an-tsaha. tohiny
Fihahazana: (hahy) a,: Fipetrahana amin'ny toerana misy hainandro mba ho main: E-to no fihahazan'ny lamba avy nosasana.…tohiny
Fihahohaho: (hahohaho) a.: Toetran'ny zavatra na olona mihahohaho, miretsidretsika be dia be. tohiny
Fihahohahoana: (hahohaho) a.: Fahabetsahana. tohiny
Fihahy: (hahy) a.: Fomba fipetraka amin'ny toerana misy hainandro mba ho maina. tohiny
Fihaika: (haika) a.: Fomba entina mihaika, mihantsy, mitady (olona) hifaninana amin'ny tena. tohiny
Fihaikaika: (haikaika) a.: Fomba fanaovana kivazivazy. tohiny
Fihaikana: (haika) a.: Fitadiavana olona hifaninana, fihantsiana. tohiny
Fihaingihaingy: (haingihaingy) a.: Fahamenamenarana. tohiny
Fihaingo: (haingo) a.: Fomba entina mihaingo: Manao fihaingon'adala koa iny vehivavy iny. tohiny
Fihaingoana: (haingo) a.: Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena. t• Ny zavatra…tohiny
Fihaino: (haino) a.: Fomba entina mihaino. F• p. t.: Azo henoina. tohiny
Fihainoana: (haino) a.: Fitaovan'ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon'ny fo. tohiny
Fihainoana: (haino) a.: Fanongilanan-tsofina mba hanche; fanekena (fangatahana); fitaovana entina mihaino. tohiny
Fihaitrairana: (haitraitra) a.: Fiangolangolana, fiangentsangentsanana. tohiny
Fihaitraitra: (haitraitra) a.: Toetran'ny olona mihaitraitra na miangentsangentsana, miangolangola. tohiny
Fihaja: (hala) a.: Toetran'ny olona na zavatra ambony mendri-kaia: Tsy hainao saintsainina izany fihajan'ny…tohiny
Fihakohako: (hakohako) a.: Ny fomban'ny olona mihakohako na mihambohambo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0245