Litera F
Fitsofan-drano: (tsoka-rano) a.: Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon'i dada sy neny no naha-toy izao ahy. ?…tohiny
Fitsofana: (tsoka) a.: Famonoana:Efa fotoana fitsofana ny jiro izao. ? Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo.…tohiny
Fitsofohana: (tsofoka) a.: Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny…tohiny
Fitsoforana: (tsofotra) a.: Filentehana.
tohiny
Fitsofotra: (tsofotra) a,: Toetran'ny zavatra mitsofotra, izany hoe milentika (masoandro, andro, volana...): Niasa…tohiny
Fitsohana: na Fitsofana (fitsoka) mt. ih. (fitsohy): Asiana, torahana, velezina: Nofitsohany tehamaina ny zanako…tohiny
Fitsoitsoy: (tsoitsoy) a.: Toetran'ny olona na zavatra (volo) mitsoitsoy, izany hoe vonton-drano ka mifitsaka ary…tohiny
Fitsoka: (tsoka) a: Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin'ny vava: Tay toy izao no fitsoka afo, ry Bozy…tohiny
Fitsoka: a.: Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin'ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana;…tohiny
Fitsolotsolo: (tsolo) a.: Toetran'ny zavatra mitsolotsolo na maranitra.
tohiny
Fitsolotsolo: (tsolo) a.: Fomba entina mitsolotsolo na mitanina afo.
tohiny
Fitsolotsoloana: (tsolotsolo) a.: Fiseranana (amin'ny afo): Ny fitsolotsoloan'ny hena atono eo ambony afo.
tohiny
Fitsolotsolotra: (tsolotra) a.: Toetran'ny zavatra mitsolotsolotra, izany hoe mitranga mihemotra.
tohiny
Fitsongana: (tsonga) a.: Fifidianana, fifantenana.
tohiny
Fitsongo: (tsongo) a.: Fomba entina mitsongo izay azo adika hoe: mamely amin'ny fanerena amin'ny bobo, na maka…tohiny
Fitsongoana: (tsongo) a.: Fakana anana ka ny hohon-tanana no anapahana azy.
tohiny
Fitsontsona: (tsontsona) a.: Fomba entina mitsontsona, izany hoe misafosafo, manambitamby,
tohiny