Litera F
Fivazivaziana: (vazivazy) Fihomehezana, filalaovana, fananihaniana.
tohiny
Fivazivazy: (uazivazy) a.: Toetran'ny olona mivazivazy.
tohiny
Fivazizo: (vazizo) a,: Fomba na toetran'ny olona mivazizo, izany hoe mitaria tsisY farany, mitomany lavareny mahasosotra.…tohiny
Fivazizoana: na Fivazizo (vazizo) a.: Fitarlavana tsisy farany; fitomaniana lavareny mahasosotra: Mahasorena ny fivazizon'io…tohiny
Fivelarana: (velatra) a.: Fisokafan'ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky. / Fivelaran'ny raozy.…tohiny
Fivelatra: (velatra) a.: Fomba entina mivelatra, izany hoe misokatra rehefa avy nikombona na nihorona.
tohiny
Fivelezana: (vely) a.: Fikapohana vary mba hampihintsana ny voany: Ny toerana fivelezam-bary no atao hoe famoloana.…tohiny
Fivelomana: (velona) a.: Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin'izao andro izao. •Fahazoana ny zavatra ilaina mba…tohiny
Fively: (vely) a.: Fomba entina mively na mikapoka amin'ny kanonta. 1 Kanonta fandentehana fantaka, na fandraka,…tohiny
Fivembena: (vena) a,: Fomba na toetran'ny olona na zavatra mivembena, izany hoe mirondrona na tsy mandeha mahitsy…tohiny
Fivembenana: (vena) a,: Firondronana, tsy fandehanana mahitsy tsara fa mitongilana atsy mivezina aroa.
tohiny
Fivenavena: (venavena) o,: Toetran'ny zavatra mivenavena, izany hoe misokatra makadiry, mitanatana.
tohiny
Fivenavenana: (venauena) a.: Fisokafana makadiry, fitanatanna; fitaraikiraikena, fitahontahonana.
tohiny
Fivendrana: (vendrana) a.: Toetran'ny maso mivendrana, izany hoe mihenjana misokatra kely.
tohiny
Fivendrivendrena: (vendrivendry) a.: Fitotototoana ats? sy ar?; fahajambena.
tohiny