Litera F
Fitsinainaina: (tsinainaina) a.: Filerana, fisesefan-kanina.
tohiny
Fitsinanginangiana: (tsinanginangy) a.: Fahasahian-dratsy be loatra; fidaondaom-bava.
tohiny
Fitsinanginangy: (tsinanginangy) a.: Toetran'ny olona mitsinanginangy, izany hoe sahy ratsy be loatra, na midaondaom-bava.…tohiny
Fitsinanika: (tsinanika) a.: Fomba na toetran'olona mitsinanika, izany hoe mihinan-kanina tsy mahalala onony.
tohiny
Fitsindrantsindrana: (tsindrantsindrana) a.: Fomba na toetran'ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka…tohiny
Fitsindrantsindranana: (tsindrantsindrana) a.: Fikorontànan'ny volo fa misy mitsangan tsan gan a na mitsingatotra. 1 Fipelipelehan'ny…tohiny
Fitsindriana: (tsindry) a.: Toetran'ny zavatra voaporitra na voatery.
tohiny
Fitsindroandroana: (tsindroandroana) a.: Toetran'ny zavamaniry izay maniry etsy sy eroa.
tohiny
Fitsindroandroanana: (tsindroana) a.: Fanirian-javamaniry izay maniry etsy sy eroa.
tohiny
Fitsindrohana: (tsindroka) a.: Fitsaingohan'ny vavam-borona voan-javatra amin'ny tany: Ny fitsindrohan'ny vorona ny…tohiny
Fitsindroka: (tsindroka) a.: Fomba entina mitsindroka, izany hoe mitsaingoka voanjavatra amin'ny tany (vorona), na…tohiny
Fitsindrona: (tsindrona) a.: Hazo marani-doha famporisihana ny biby hiasa.
tohiny
Fitsingadina: (tsingadina) a.: Toetran'ny olona mitsingadina, izany hoe miaulera mikodiadia, mivarina.
tohiny
Fitsingadinana: (tsingadina) a.: Fianjerana mikodiadia, fivarinana. ? Fahafatesana antoka.
tohiny
Fitsingalahalana: (tsingala) a.: Fikofokofohana, fitrifantrifanana; fiovaovana, fivadibadihana.
tohiny
Fitsinganga: (tsinganga) a.: Toetran'ny zavatra mitsinganga, izany hoe miainga ila: Maharatsy ny bikan'ny lohanao…tohiny
Fitsingangana: (tsinganga) a.: Fiaingan'ny ilan-javatra ixay.
tohiny
Fitsingatorana: (tsingatotra) a.: Fahapotrahana manan-toetra manokana ka miainga ny ilany vao miaulera; fahalavoana…tohiny
Fitsingatotra: (tsingatotra) a.: Toetran'ny zavatra na olona mitsingatotra, izany hoe potraka ka miainga ny ilany vao…tohiny