Litera F
Fitory: (tory) a.: Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na…tohiny
Fitosahana: (tosaka) a.: Fitobahana betsaka indray mandeha; fahavakiana: Tsy hita holazaina ny fitosahan'ny .uoankazo…tohiny
Fitosiana: (tosy) a.: Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin'ny olona ifampiresahana:…tohiny
Fitosy: (tosy) a,: Fomba entina mitosy, izany hoe manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana amin'ny…tohiny
Fitotoana: (toto) a.: Famotipotehana zavatra: Fitotoana kafe. ? Fikosehana ny vary akotry hialan'ny hodiny: Ilana…tohiny
Fitotongana: (totongana) a.: Toetran'ny zavatra mitotongana, izany hoe mihilana, mihohoka, na miletsy, mietry, mandrorona.…tohiny
Fitotonganana: (totongana) a.: Fihilanana, fihohofana: Taitra noho ny fitotonganan' ny vilany Isambilo ka nihazakazaka…tohiny
Fitotototo: (totototo) a.: Fomba entina mitotototo, izany hoe mivezivezy manao dia maika manketsy mankeroa nefa…tohiny
Fitotototoana: na Fitotototo (totototo) a.: Fivezivezena manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy…tohiny
Fitoty: (toty) a.: Fomba entina mitoty, izany hoe mitandrina, mikajy, mikolokolo. 1 Zavatra fitandrina, fikajy,…tohiny
Fitovana: (tovana) a.: Toetran' ny zavatra mitovana, izany hoe misy tovana na fanampiny eo ambaniny, fitohizany.…tohiny
Fitovanana: (tovana) a.: Fisiana tovana na fanampiny eo ambaniny, fitohizana: Ny fitouanan'ny volony no mahalava…tohiny
Fitovevena: (tovevy) a.: Fitongilanana.
tohiny