Litera F
Fipelapelaka: (pelaka) a.: Toetran'ny zavatra mipelapelaka, izany hoe mivelatra manify sady talesaka.
tohiny
Fipelipelehana: (pelika) a,: Fihetsiketsehana, fikofokofohana.
tohiny
Fipelipelika: (pelika) a.: Fihetsiketsika, fikofokofoka.
tohiny
Fipempenana: (pempena) a.: Fivezivezena etsy sy eroa no-ho ny fahatairana, fitotototoana, fipapapapana.
tohiny
Fipendenana: (pendina) a.: Habasiam-bava.
tohiny
Fipendrampendrana: (pendra-na) a,: Hazavana toa mifandimbidimby maty sy velona toy ny an'ny kintana jerena amin'ny alma;…tohiny
Fipenimpenenana: (penimpenina) a.: Fahasahiranan-kevitra mahatonga hivezika atsy hivezika aroa.
tohiny
Fipenimpenina: (penimpenina) a.: Fomban'ny olona mipenimpenina, izany hoe sahiran-kevitra mahatonga hivezika atsy hivezika…tohiny
Fipentenana: (pentina) a.: Fisiana pentina.
tohiny
Fipentsompentsona: (pentsona) a,: Toetran'ny olonamipentsompentsona, fomba entina mipentsompentsona, fitsaontsaona, fitaria:…tohiny
Fipentsompentsonana: (pentsona) a.: Fitariavana, fahabasiam-bava.
tohiny
Fipepo: (pepo) a.: Toetran'ny zavatra mipepo, izany hoe misy lampons; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon'…tohiny
Fipepoana: (pepo) a.: Fisiana lempona. ! Fihemorana, fikemoana, fitakemorana, fitambotsorana: Ny tsy fipepoako…tohiny
Fiperatana: (peratra) a.: Fitondrana peratra.
tohiny
Fipetahana: (petaka) a.: Fixaiketana amin-javatra.
tohiny