Litera F
Fimonainana: (monaina) a.: Fitezerana olona mafy.
tohiny
Fimonjomonjo: (monjomonjo) a.: Fomba entina mimonjomonjo, izany hoe mingonongonona noho ny tsy fahafaliana.
tohiny
Fimonjomonjoana: (monjomonjo) o.: Fingonongononana noho ny tsy fahafaliana na hatezerana. ¶ M.h,: Fini onomononan a,…tohiny
Fimonjorana: (monjotra) a.: Fidongiana, tsY fahafaliana aseho amin'ny endrika toa midongy.
tohiny
Fimonjotra: (monjotra) a.: Fomba entina mimonJotra, midongy, tsy faly,
tohiny
Fimontorana: (montotra) a,: Fandondona; ny hatezerana.
tohiny
Fimontotra: (montotra) a.: Toetran'ny olona montotra, fomba entina miseho ho montotra, izany hoe sosotra ka toa…tohiny
Fimontsona: (montsona) a.: Fomba entina mimontsona, izany hoe manabontsina ny takolaka.
tohiny
Fimontsonana: (montsona) a.: Fanabontsinana ny takolaka, fanaovana feno vava. • Havitsian-teny, fijomôka.
tohiny
Finaikanaika: (naikanaika) a.: Fomba entina minaikanaika, izany hoe manao zavatra amin-kasahiana tafahoatra.
tohiny
Finaikanaikana: (naikanaika) a.: Fitenenana na fanaovana zavatra amimpanaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana…tohiny
Finainaina: (nainaina) a.: Fomba entina minainaina, izany hoe mimenomenona izaitsizy, mitaraindraina sy midradradradra.…tohiny
Finainainana: (nainaina) a.: Fimenomenonana izaitsizy, fitaraindrainana sy fidradradxadrana.
tohiny
Finamonamona: (namonamona) a.: Fomba entina mitsamontsamona, izany hoe mitsakotsako miaraka amin'ny fitenenana na…tohiny
Finamonamonana: (namonamona) a.: Fitsakotsakoana miaraka amin'ny fitenenana na fihirahirana.
tohiny
Finananana: (nananana) a.: Fomba entina mikiakiaka, midradradradra.
tohiny
Finanananana: (nananana) a.: Fikiakiahana,fidradradradrana,
tohiny
Finantsanantsana: (nantsanantsana) a.: Fomba entina minantsanantsana, na mikiakiaka; toetran'ny zavatra mikarantsana.…tohiny
Finantsanantsanana: (nantsanantsana) a.: Fitenenana mafy mikiakiaka amim-pahatezerana, fikarantsann.
tohiny