Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famoivoizana: (uoiuoy) a. : Fandefasana mankatsy mankaroa; fampivezivezena. tohiny
Famoivoy: (voivoy) a. : Fomba entina mamoivoy, mandefa mankatsy mankaroa. 1 p.t. : Azo avoivoy. tohiny
Famoizana: (foy) a. : Fahavakisana vay, famoahana nana. tohiny
Famoizana: (foy) a. : Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony. ? Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma…tohiny
Famokaikena: (vokaiky) ketronana; fionkinana, fiforetana, fileferana. tohiny
Famokaiky: (uokaiky) a : Fomba na toetran'ny olona mamokaiky, miforitra, mionkina. tohiny
Famokarana: (uokatra) a. : Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana. tohiny
Famokarana: (fokatra) a. : Fihadiana : Amin'ny mitsidika andro ny famokarana ny razana. ? H.o. : Famohazana, famelomana…tohiny
Famokatra: (uokatra) a : Fomba entina mamokatra, manome na mampitombo vokatra. tohiny
Famokisana: (voky) a. : Fanomezana sakafo betsaka : Ha-tao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto f 1…tohiny
Famokohana: (vokoka) a : Fampanjokoana; fanjokoana, fiforetana. tohiny
Famokoka: (vokoka) a. Fomba entina mamokoka na toetran' ny zavatra mamokoka. tohiny
Famoky: (voky) a. : Fomba entina mamoky, manome sakafo betsaka, mambosy. ? p. t. : Azo vokisana. tohiny
Famolahana: (folaka) a. : Fanapahana zavatra fa tsy tangarana; fampanekena; fanazarana ny biby ho mora entina, faim…tohiny
Famolaina: a. : Tsato-kazo entina manitsy na andanjana ny zavatra haorina. tohiny
Famolavola: (volavola) o. : Fomba entina mamolavola, manao boribory ohatra ny volavola, mikarakara, manolokolo.…tohiny
Famolavolana: (volavola) a : Fanaovana (zavatra) ho boribory tahaka ny volavola. ? : Fikarakarana izay hahatanteraka…tohiny
Famolavolana hevitra : Fanamboarana amim-pitandremana : Famolauoiana lalàna. tohiny
Famolesana: (foly) a. : Fanamboarana ny vohavohan-dandy na landihazo ho kofehy, ho tady kely azo tenomina. tohiny
Famolimbolena: (volimbolina) a. : Fanaovana ho volimbolina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0693