Litera F
Fihorahana: (horaka) a.: Fihobiana,fiderana;fanakorana,
tohiny
Fihorehana: (horika) a.: Figagana, fitalanjoana: Akory ny fihorehan'ny uahoaka ny lahateniny!
tohiny
Fihoriahana: (horiaka) a,: Fihevingevina na fipararetra noho ny tahotra na ny rikoriko.
tohiny
Fihoripihana: (horipika) a.: Firontona hiala, noho ny tsY fitiavana na hasosorana.
tohiny
Fihoripika: (horipika) a.: Fomba firontona hiala.
tohiny
Fihorohoro: (horohoro) a.: Fomba fangovitana, fitebitebena.
tohiny
Fihorohoroana: (horohoro) a.: Fihovotrovotana, fitebitebena izaitsizy.
tohiny
Fihorona: (horona) a.: Toetran'ny zavatra mihorona, mivoromborona, miforitra mihoronkorona: Fihoron'ny hodi-doha.…tohiny
Fihoronana: (horona) a.: Fivoromboronana, fiforetana.
tohiny
Fihosenana: (hosina) a.: Fifotetahana, fitavonana: Fihosenana omin'n? fotaka.
tohiny
Fihota: (hota) a.: Fomba fanao rehefa mihota, izany hoe mitsakotsako zavatra hakana tsirony fotsiny fa aloa…tohiny
Fihotakotahana: (hotakotaka) a.: Fihetsiketsehan'olona maro noho ny fanahiana loza mananontanona na mampitebiteby. tohiny
Fihotakotaka: (hotakotaka) a.: Toetran'olona maro mihetslketsika noho ny fanahiana loza mananontanona na mampitebiteby.…tohiny