Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitondrendrena: (tondrendrena) a.: Fitsikamokamo, fitoredretra, fivozavoza. tohiny
Fitonena: (tony) a.: Fihaketrahapa, fihalefena: Ny fitonen' ny ranomasina. ?H,o.: Ny fitonen'ny hatezeran'Andriomanitra.…tohiny
Fitonendrina: (tonendrina) a.: Toetran'ny olona mitonendrina, izany hoe miraikiraiky, donendrina. tohiny
Fitongalihana: a (tongalika) a.: Fiforetana. tohiny
Fitongalika: (tongalika) a.: Fomban'ny zavatra mitongalika, izany hoe miforitra ohatra ny masomby amin' ny rojo.…tohiny
Fitongika: (tongika) a.: Toetran'ny zavatra mitongika, iiany hoe mitohy. tohiny
Fitongilana: (tongilana) a.: Toetran'ny zavatra mitongilana, izany hoe mirona, mihilana, miraika; firona, fihilana,…tohiny
Fitongilanana: (tongilana) a.: Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan'ity andry ity. ? H,o.: Fironana,…tohiny
Fitongoa: (tongoa) a.: Toetran' ny zavatra mitongoa, izany hoe miavosa, mifanongoa. tohiny
Fitongoavana: (tongoa) a.: Fiavosana, fiavovonana, fifanongoavana. tohiny
Fitonjenana: (tonjina) a.: Fitolatolàna, firaidraikàna. tohiny
Fitonjina: (tonjina) a.: Toetran' ny olona mitonjina, izany hoe midoladola, miraidraika; fitolatola, firaidraika.…tohiny
Fitono: (tono) a.: Fomba entina mitono na manatsatsika zavatra anaty lelafo. • p.t.: Azâ atono: Tsy fitono ny…tohiny
Fitonoana: (tono) a.: Fanamasahana zavatra, indrindra ny hena, amin'ny fanaovana azy eo ambony lelafo na ao ana-_ty…tohiny
Fitonona: (tonona) a.: Fomba entina mitonona na milaza tena. tohiny
Fitononana: (tonona) o.: Filazana ny anaran'ny tena, filazana ny tena: Tsy ny fitononana ho izao sy izao akory no…tohiny
Fitontohirana: (tontohitra) a.: Fitohizan-(javatra) misesy tsy mitsahatra; fifandimbiasan-(javatra) tsy an-kijanona.…tohiny
Fitontohitra: (tontohitra) a.: Toetran'ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby…tohiny
Fitontona: (tontona) a.: Fianjera midofotra, fidona aminjavatra: Tsy heno akory ny fitonton'ny iohany tamin'ny…tohiny
Fitontonana: (tontona) a.: Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra: Ny fitontonana amin'ny vato dia mafimafy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1548