Litera F
Fisaliadiaka: (saliadiaka) a.: Hamaimaizana, fitaitaizana.
tohiny
Fisalobona: (salobona) a.: Fomba entina misalobona na misarona ao anaty lamba.
tohiny
Fisalobonana: (salobona) a.: Fisaronana ao anaty lamba.
tohiny
Fisalondona: (salondona) a,: Toetran'ny lanitra feno rahona.
tohiny
Fisalovana: (salovana) a.: Fomba entina misalovana na mankeo anoloan'ny olona iray manelingelina azy.
tohiny
Fisalovanana: (salovana) a.: Fipetrahana na fankanesana eo anoloan'ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan'…tohiny
Fisamahana: (samaka) a.: Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany. ~ Fisahanana (raharaha…tohiny
Fisambasamba: (sambasamba) a.: Fomba entina misambasamba, na mirary soa amin' ny fanononana ny teny hoe sambasamba.…tohiny
Fisambasambana: (sambasamba) a.: Firarian-tsoa zavatra vao miandoha amin'ny fanononana ny teny hoe samba-samba! mba…tohiny
Fisamboadiana: (samboady) o,: Fitondrana samboady.
tohiny
Fisamboady: (samboady) a.: Fomba entina misamboady.
tohiny
Fisamboaravoara: (samboaravoara) a.: Toetran'ny olona na zavatra misamboaravoara, mihetsika mahery mitambolimbolina:…tohiny
Fisamboaravoarana: (samboaravoara) a.: Fihetsehana mahery ka mahatonga hitambolimbolina; fitroaran-katezerana.
tohiny
Fisamborana: (sambotra) a, :Fanenjehana: Anjaran'ny polisy ny fisamborana ny mpangalatra. 1 Fandraisana, fibedana:…tohiny
Fisamboritana: na Fisamboritra (samboritra) a.: Fisikinan lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan'ireo…tohiny
Fisamboritra: (samboritra) a,: Fomba entina misamboritra; misikina na mitafY akanjo rovidrovitra.
tohiny
Fisambotra: (sambotra) a.: Fomba entina misambotra: Mora sarotra ny fisambotra valala fa hoy ny Ntaolo hoe: "Ny…tohiny