Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firintonana: (rintona) ci.: Fialana tampoka an-katezerana. tohiny
Firiona: (riona) a.: Fomba na toetran'ny olona miriona. tohiny
Firiorio: (riorio) a.: Fomba entina miriorio; toetran'ny zavatra miriorio, na mirenireny, mandehandeha tsy misy…tohiny
Firioriovana: (riorio) a.: Firenirenena, fandehandehanana tsy misy toniany; fiviliana any amin'ny tsy izy; fandehanana…tohiny
Firiotana: (riotra) a.: Fihazakazahana mafy, fimaonanana; fandehanana haingana. tohiny
Firiotra: (riotra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na biby na olona miriotra, na mihazakazaka mafy. tohiny
Firipahana: (ripaka) a.: Toetran'ny zavatra miripaka, na miringana, voa na maty daholo. tohiny
Firisarisa: (risarisa) a.: Toetra, fomban'ny olona mirisarisa, izany hoe mamindra miadana, tsy maka sarotra ary…tohiny
Firisarisana: (risarisa) a.: Famindrana miadana tsy maka sarotra ary miretareta. tohiny
Firitaka: (ritaka) ci.: Toetran' ny kibo lehibe, mirotaka. tohiny
Firitiritiana: (ritirity) a.: Fandehanana, famindran miridiridy ary maika. tohiny
Firitirity: (ritirity) a: Fomban' ny olona miritirity, na mandeha, mamindra miridiridy ary maika. tohiny
Firitsohana: (ritsoka) a.: Fibitsihana, filazana zavatra mangingina. tohiny
Firitsoka: (ritsoka)a.:Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika. tohiny
Firitsoka: a.: Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre…tohiny
Firoahana: (roahana) a.: Fisalasalana, fiahanahanana, fihambahambana, fiheroheroana. tohiny
Firoandroanana: (roandroana) a.: Fiadanana, fahasambarana. tohiny
Firoatana: (roatra) a.: Fisehoana betsaka indray miaraka, fihoaram-pefy. tohiny
Firoatra: (roatra) a.: Toetran' ny zavatra miroatra, mihoapefy na miseho betsaka indray miaraka. tohiny
Firoba: (roba) a.: Fomba entina miroba, na maka tsy miera. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0889