Litera F
Fokontany: a.: Fizaran-tany kely indrindra ary sampan fototra amin'ny fitondrana itsnjaram-pahefan; ny mponina…tohiny
Folahina: (folaka) mt.ih, (folaho): Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo. ? Ampanekena, atao izay…tohiny
Folaka: p.t.: Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny…tohiny
Folesina: (foly) mt.ih. (foleso): Atao kofehy, hasinina: Foieso ity vohavohan-dandy Ramatoakely havako.
tohiny
Folihala: a.: Karazana hala vaventy izay mandefa faroratra mampita hady mba handxariany ny tranony (Epeira madagascariensis).…tohiny
Folo: p.t.: Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran'ny rantsantanana. i t.l.f.: Foloina 1 mifolo, fifolo, mpifolo…tohiny
Foloalindahy: Anarana no-mena ny miaramilan'Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran'ny antoko-miaramila…tohiny
Foloina: (folo) mt. ih. (foloy): Zaraina Polo: Hofoloiko ireto uoankazo ireto satria folo ianareo no naka azy.…tohiny
Folokeliny: a.: Fitsinjaran'ny foko iray. - t.i.f.: Ampolokeliny.
tohiny
Folokely: a.: Haba madinidinika fakan'ny lehiben'ny vohitra, toy ny saran-dakana, saran-tetezana.
tohiny
Folona: p.t.: Bory, tsy misy tahony na zavatra andraisana azy: Folon-drambo ilay alikanay vaouao. - t.i.f,:…tohiny
Folopolorina: a.: Jar. Polopolorina.
tohiny
Folovohitra: a.: Anaran-kafa iantsoana koa ny Hova (fer. Ambaniandro).
tohiny
Foly: a.: Vohavohan-dandy nohasinina ka tonga kofehy la-va. - t.i.f.: Folesina, voafoly I mamolY, famolY,…tohiny