Litera F
Fivorosoka: (vorosoka) a.: Toetran'ny zavatra mivorosoka, izany hoe voahitsakitsaka, voahosihosy,
tohiny
Fivorovoro: (vorovoro) a.: Toetran'ny olona na zavatra mivorovoro, mikorontana, misafotofoto, misaxitaka,
tohiny
Fivorovoroana: (vorovoro) a,: Fikorontanana, fisafotofotoana, fisaritahana: Mahasosotra ny mijery it9 fivorovoroan'ny…tohiny
Fivotretrehana: (votretrika) a.: Fitangoronana mifanety, mifanizina: Ny fivotretrehan' ny lalitra eo ambonin'ny tantely,…tohiny
Fivotretrika: (votretrika) a.: Toetran'ny olona na biby mivotretrika, izany hoe mitangorona mifanety, mifanizina.…tohiny
Fivotritrika: (votritrika) a.: Toetran'ny zavatra mivotritrika, izany hoe miavosa, na mitombo mivonto avo.
tohiny
Fivotrovotro: (votrovotro) a,: Toetran'ny hoditra mivotrovotro, izany hoe misy mibontsimbontsina,
tohiny
Fivotrovotroana: (votrovotro) a,: Fibontsimbontsinana,
tohiny
Fivotsorana: (votsotra) a,: Fivahana, fiborahana.
tohiny
Fivotsotra: (votsotra) a,: Toetran'ny zavatra mivotsotra, na mivaha, miboraka.
tohiny
Fivovozana: (vovd) a.:Fikiakiahan'ny alika mitady hanaikitra na hampitahotra: Tsy ahitana tory ny fivovozan'ny alika…tohiny
Fivoy: (voy) a.: Tehina fisaka ny lohany entina mikapoka ny rano mba handehanan'ny lakana. * Fiten.: Lakana…tohiny
Fivoy: (vo y) a.: Fomba entina mivoy na mikapoka ny rano mba hampandeha ny lakana. 1 p, t.: Azo voizina.
tohiny
Fivozavoza: (vozavoza) a,: Toetran'ny olona mivozavoza, izany hoe mitahontahona sy mikaviavia.
tohiny
Fivozavozana: (vozavoza) a.: Fitahontahona sy fikaviaviana, fidrahodrahona, fitaraikiraikena.
tohiny
Fivozezehana: (vozezika) a,: Fiavosana, fifanongoavana: Ny fivozezehan'ny boky eo ambony latabatra. ~ Fahatongavana…tohiny
Fivozezika: (vozezika) a.: Toetran'ny zavatra na olona mivozezika; miavosa, mifanongoa, na tonga mirohotra be. tohiny
Fivozihirana: (vozihitra) a,: Fibontainana,fizihirana be:Ny fivozihiran'ny kibon'Ibalita no tsy ahafahany miaina,…tohiny