Litera F
Fivarotana: (varotra) a.: Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana:llana fahaizana ny fivarotana fa…tohiny
Fivarozahana: (varozaka) a.: Fikiraviravezana, fikirazorazoana.
tohiny
Fivasavasa: (vasauasn) a.: Toetran'ny olona mivasavasa, izany hoe miteny lava tsy misy antony.
tohiny
Fivasavasana: (vasavosa) a.: Fitenenana lava tsy misy antony.
tohiny
Fivatra: (vatra) a.: Toetran'ny olona mivatra, izany hoe misy dian-kapoka na diam-patorana, mivanditra azon'ny…tohiny
Fivatravatra: (vatravatra) a.: Toetran'ny olona na zavatra mivatravatra, izany hoe mahery fiavy.
tohiny
Fivatravatrana: na Fivatravatra (uatravatra) a..: Faherezampiavy: Tsy anerany izany fivatravatran'ny orana izany. 1…tohiny
Fivatsavatsa: (vatsavatsa) o.: Toetran'ny olona mivatsavatsa, izany hoe mipentsompentsona, mitaria.
tohiny
Fivatsavatsana: (uatsavatso) a,: Fipentsompentsonana, fftariĆ vana,
tohiny
Fivatsiana: (oatay) a.: Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba…tohiny
Fivava: (vaua) a.: Toetran'ny zavatra mivava, izany hoe mitriatra; fitsefaka na fitresaka: Tsy mampatoky ahy…tohiny
Fivavahana: (vavaka) a.: Fana-juta sy fanompoana an'Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry…tohiny
Fivavaka: (vavaka) o.: Fomba entina mivavaka: Samy hafa ny fivauaky ny Silamo sy ny Kristianina.
tohiny
Fivazavaza: (uazavaza) a.: Fomban'ny olona mivazavaza, izany hoe miantsoantso mafy, mikiakiaka, matetika mari-pahatezerana.…tohiny
Fivazavazana: (uazavaza) a.: Fiantsoantsoana mafy; fikiakiahana.
tohiny
Fivazina: (uazina) a.: Toetran' ny olona mivazina, izany hoe kimavon'ny vovoka, tsy sy hajany.
tohiny
Fivazinana: (uazina) a,: Faharevoana amin'ny zavatra iraY ka tsy mahatandro ny voninahiny intsony.
tohiny