Litera F
Fitomandavana: (tomandavana) a.: Toetran'ny zavatra mitomandavana, mitsotra manaraka ny lavany.
tohiny
Fitomaniana: (tomany) a.: Fandrotsahan-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo; fangatahana, fitalahoana mafy…tohiny
Fitombenana: (tombina) a.: Fipetrahana; ny faritra amin' ny tenan'ny biby na ny olona izay mitehaka amin'ny tany…tohiny
Fitomboana: (tombo) a.: Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan'ity zaza ity; ny fitomboan'ny sain'ity zaza…tohiny
Fitombohana: (tomboka) a.: Famakiana bainga amin'ny angady,
tohiny
Fitomboka: (tomboka) a.: Soratra sy sary voasokitra amin'ny fingotra, izay tsindriana amin'ny ranomainty natokana…tohiny
Fitomoerana: (tomoetra) a,: Fitoerana, fipetrahana, f?anonana.
tohiny
Fitomoetra: (tomoetra) a,: Fomba entina mitomoetra, izany hoe mitoetra, mipetraka.
tohiny
Fitonàka: (tonàka) a.:Fomban' ny olona mipetra-potsiny tsy manao na inona na inona, midonana-poana.
tohiny
Fitonantonanana: na Fitonantonana (tonantonana) a,: Fivezivezem-poana tsy misy antony, fahatongavana amin' ny toerana…tohiny
Fitondra: (tondra) a.: Fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran'ny lehibe vahiny…tohiny
Fitondrahana: (tondraka) a.: Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan'ity renirano ity. 1 Fanaranam-po…tohiny
Fitondraka: (tondraka) a.: Fomban'ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak'ity rano ital. •…tohiny
Fitondrana: (tondra) a.: Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin'ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto…tohiny
Fitondrantondrana: (tondrantondrana) a.: Fitavozavozana, fitavoravorana.
tohiny