Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitoky: (toky) a,: Fomba entina mitoky, miantehitra, ma-nana fitokiana. tohiny
Fitoky: (toky) a,: Fomba entina mitoky na mamosavy, manrorika. tohiny
Fitola: (tola) a.: Toetran'ny zavatra mitola, mirona, mitongilana. tohiny
Fitolahana: (tolaka) a.: Fivohan'ny varavarana. tohiny
Fitolaka: (tolaka) a.: Toetran' ny varavarana mitolaka, mivoha. tohiny
Fitolana: (tola) a.: Fahatofohana; firaikana, fitongilanana. tohiny
Fitolantsihana: (tolantsika) a.: Fihantsihana, filantsihana. tohiny
Fitolantsika: (tolantsika) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitolantsika, milantsika, mihantsika, miforitra miaoriana…tohiny
Fitolatola: (tolatola) a.: Toetran'ny olona na zavatra mitolatola, midoladola, mihevingevina. tohiny
Fitolatolana: (tolatola) a.: Fihevingevenana, fidoladolàna. tohiny
Fitolefika: (tolefika) a.: Toetran'ny zavatra mitolefika, mirona na mihilana kely. tohiny
Fitolila: (tolila) a.: Toetran'ny zavatra na olona mitolila, na mandringa, mitoletsika. tohiny
Fitolilana: (tolila) a.: Fandringàna. tohiny
Fitolitsika: (tolitsika) a,: Toetran'ny olona na zavatra mitolitsika, mandringa. tohiny
Fitoloko: (toloko) a.: Fomba entina mitoloko, mitaraindraina. tohiny
Fitolokoana: (toloko) a.: Fitaraindrainana. tohiny
Fitoloky: (toloky) a.: Fomba entina mitoloky, mihomehy somary tanana. tohiny
Fitolomana: (tolona) a.: Fibedana, fanodidinana amin'ny san dry. tohiny
Fitolona: (tolona) a.: Fomba entina mitolona, mibeda, manodidina amin'ny tanana. tohiny
Fitomamotamo: (tomamotamo) a.: Toetran'ny zavatra vonivony tanora mahafinaritra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0328